« Nanao rindra-kira teto Genève i Rija Rasolondraibe »
Izany rindra-kira izany, izay notanterahin’i Rija tamin’ny teny frantsay ny ankamaroan’ny hira, dia natao hanohanana ireo tetikasa izay tohanan’ny fikambanana « Aide aux Enfants de la Francophonie » [AEF] any Madagasikara, ary nandraisan’ny mpihira Matt Marvane anjara.
Takariva mahafinaritra ny ahy …ary ny anareo nanao ahoana ?
[FR] Rija Rasolondraibe s’est produit à Genève à l’occasion d’un concert caritatif au profit d’un projet à Madagascar soutenu par l’association Aide aux Enfants de la Francophonie [AEF]. Rija a partagé l’affiche avec le chanteur Matt Marvane parrain de l’AEF.
J’ai passé une très belle soirée …et vous ?
© tomavana | 14.11.2014 |
rue du Jura 4, Genève
[aef-dijon.com >>]