Bravo Global Voices Malagasy | #PowerofWe #Madagascar

« Na dia lavitra aza ny dia …todintsika io raha miara-mamindra »

Amin’izao andro fankalazana ny Blog Action Day izao izay ny “Herin’ny Isika” no lohahevitra, dia fifaliana ho ahy ny mizara aminareo ny tetikasa Global Voices Malagasy izay vao avy nanapariaka ny lahatsoratra faha-5’000 nadika amin’ny teny Malagasy sady mampahafantatra anareo ny anaran’ireo rehetra namako nandray anjara  …Arahabaina!

[12 sept 2007] andro niantombohan’ny Global Voices Malagasy.
[Lova] no ‘Vy nahitana sy angady nananana’ sady mpandikateny voalohany indrindra.
[Jentilisa et Avylavitra] tena andry iankinan’ity tetikasa ity, 45% n-ireo lahatsoratra dia diam-penin’izy mirahalahy avokoa, ity tetikasa ity no vanona dia satria izy mirahalahy « nibaby sy nitaiza ary nikolokolo. »
[taona 5 sy volana 2 ary 2 andro] no nilaina hahatanterahan’izany dikateny lahatsoratra miisa 5’000 izany.
[2.65] no salan’isan’ny lahatsoratra voadika isan’andro.
[30] ireo mpandray anjara ary ny 16 amin’ireo no nahavatra matetika.
[1’244] Jentilisa no mavitrika indrindra amin’ireo mpandikateny ary Avylavitra (996) no manarakaraka azy.
[15 sy 16] taonan-dramatoakely isany Miora sy Candy raha nandray anjara voalohany amin’ny fandikateny ry zareo.
[1’818] ireo ‘Mediam-bahoaka’ no lohahevitra mateti-piverina indrindra izay arahin’ny Politika (1’735) akaiky.
[931] ‘Afrika Avaratra & Proche Orient’ no faritra be lahatsoratra voadika indrindra ary Amerika Latina (711) no faharoa.
[554] ny teny Arabo no fototry ny lahatsoratra miverimberina indrindra ary arahin’ny teny Espaniola (533) akaiky.

[FR] A l’occasion de la Blog Action Day, j’ai le plaisir de rendre hommage au projet Global Voices Malagasy qui vient de publier sa 5’000 ème traduction en malgache et de vous présenter tous les contributeurs … « aller plus loin …ensemble nous le pouvons! »

[12 sept 2007] début de de Global Voices Malagasy.
[Lova] est l’initiateur du projet et auteur de la 1ère traduction.
[Jentilisa et Avylavitra] sont les piliers de l’équipe, avec 45% des traductions à eux deux, ils ont véritablement porté ce projet à bout de bras.
[5 ans 2 mois et 2 jours] pour atteindre les 5’000 traductions.
[2.65] articles traduits par jours en moyenne.
[30] traducteurs ont contribué dont 16 régulièrement.
[1’244] nombre d’articles traduits par Jentilisa qui est le plus gros contributeurs précédent Avylavitra (996).
[15 ans & 16 ans] âges respectives de Miora et Candy lors de leur 1ère contribution.
[1’818] le sujet le plus fréquemment abordé concerne les ‘Médias citoyens’ suivie de près par la Politique (1’735).
[931] ‘Moyen-Orient et Afrique du Nord‘ est la région des post les plus fréquemment traduits, vient ensuite l’Amérique latine (711).
[554] nombre de post traduit de l’Arabe qui est la langue la plus fréquente, suivie de très près de l’Espagnol (533).

© tomavana

Madagascar : Global Voices en malgache fête ses 5000 publications – fr.globalvoicesonline.org >>

Laisser un commentaire