Mitsaoka ilay poeta | Hommages à un poète | Saluting a poet | Rado

Nodimandry nandritra ny alin’ny Alatsinainy 15 hifoha ny Talata 16 Septambra i Rado. Ny hamaroan’ireo lahatsoratra fahatsiarovana izay natokan’ny Blaogasyfera azy dia  maneho ny halehiben’ny talenta nasehon’ity Poeta ity : mpiangaly sy mpiaro ny teny sy ny kanto Malagasy sady tia tanindrazana.
Ary satria ny hafa hanambara azy metimety kokoa noho izaho, dia indreo atolotro anareo eo ambany Ireo lahatsoratra voangoko ho fahatsiariovana azy :

[FR] Rado décède dans la nuit du lundi 15 au mardi 16 septembre 2008. Le foisonnement des témoignages de sympathie et articles que la Blaogasyfera lui consacre est à la mesure du poète au multiple talents qu’il représente : un artisan et défenseur de la langue et la culture Malagasy et un fervent patriote.
Certainement que les autres en parleront mieux que moi alors, veuillez trouver groupé ci-dessous, une liste non-exhaustive de leurs hommages :

[ENG] Rado passed away during the night of Monday 15 to Tuesday 16 September 2008. The abundance of sympathy and articles that Blaogasyfera devoted to this poet represents his multiple talents : a craftsman and defender of the language and culture Malagasy and a fervent patriot.
Certainly that others will speak better than me about him, please find grouped below, a non-exhaustive list of their tributes :

 

avyalavitra – Ilay Rado-n’izao tontolo izao >>

cristolinette – Georges Andriamanantena dit RADO >>

Dadarabe – Tononkalo hoan’i Rado >>

David – Rado is dead >>

gasytafasiry – May, Very ny Tranom-bakoka lehibe iray teto Madagasikara! >>

globalvoicesonline.org Malagasy – Tsiahy an’i Rado, ilay poeta manandaza >>

globalvoicesonline.org English – Saluting Rado, a Poet Legend >>

globalvoicesonline.org Français – Le poète Rado est mort >>

haisoratra.org Malagasy – Maty ilay poetaMaty i Rado | Lasa | Tsy maty fa matory >>

haisoratra.org Français – Rado, l’illustre poète malgache nous a quittés | Le Tout Tana fait ses adieux à Rado >>

Helisoa – Rado hommages >>

I.C.E. Club – Rado passed away, the Malagasy literature lost one of its finest pens | Georges Andriamanantena alias Rado >>

Ikalakely – Fa inona no tsy ampy amin’ny zatovo eto frantsa? >>

Ikalamako – 16 taona lasa izayveloma-rado >>

Jentilisa – Rado: Mahazo maty ve ny tenany? Fa iza moa izy? | Rado mpanoratra: Ny zavatra hafa mety mbola tsy fantatrao >>

Joan – ô Rado >>

Lanto – Mitsikia >>

Mahefa / DotMG – Raha toa moa ka … voninkazo adaladala >>

Maintikely – Hafatra >>

Malag@sy Miray – Tu as raison Mihanta, chérissons nos poètes et nos artistes … dès leur vivant >>

Mialy – « mahazo maty » >>

news2dago – Lasa i Rado Poeta! | Henin-kaja ny maty ary omem-boninahitra ny velona | Tiako ianao ry teniko! >>

Pierre Maury – Bref hommage à Rado >>

Rabelazao – Rado: Ilay mpiaro ny Teny Malagasy >>

Rado – Rado poète >>

Rajiosy – ny harivako hazava >>

Ravatorano – nodimandry tokoa i Rado >>

Simplex – Rado (Tsy Maintsy mipoaka ny tako-bilany) >>

SipaKV – A poet is dead >>

tebokaefatra – Ho fahatsiarovana an’i Rado >>

Vola – Salut l’artiste! >>

3 réflexions sur “Mitsaoka ilay poeta | Hommages à un poète | Saluting a poet | Rado

  1. >miandry antsika hamelo-maso izay nilofosany
    Ny soratra tokoa mitoetra, fa dia asakasantsika izay hanohy hamaky sy hanapariaka azy ireny.

    Faly mandray anao eto ikalamako 😀 tongasoa

Laisser un commentaire