Fararano | Automne | Autumn | Genève

Nilatsaka teny amin’ny tapom-tendrombohitra Jura ny oram-panala [>1’300 m] … mangatsiaka kokoa ireo maraina … mitafy loko marevaka ireo ravinkazo … tonga ny Fararano.

[FR] Il a neigé sur les sommets de la chaine de montagne Jura [>1’300 m] … les matins sont plus frais … les feuilles se parent de couleurs vives … l’automne est parmis nous.

[ENG] It snowed on the peaks of the Jura [>1’300 m] … the mornings are cooler … the leaves are adorned with bright colors … Autumn is among us.

© tomavana | 05.10.2008
[échangeur de Perly, Genève]

4 commentaires sur “Fararano | Automne | Autumn | Genève”

  1. Mmm… mahafinaritra ny mijery azy izany , efa kely sisa dia ho avy ny « mpibolisatra » izany.

  2. >“mpibolisatra” 🙂 voambolaña vaovao ilazana ireo mpanao ski hafa kely indray iny.

    Raha ny marina dia tsy nitsahatra mihitsy izany hoan’ireo vohitra mihoatry ny 3’000 m, saingy amin’ny fialantsasatra Desambra matetika vao ampy ireo oram-panala tafidina aty amin’ny vohitra 1’000 m ka amin’izay vao misokatra ny ankamaroan’ireo « saham-mpibolisarana. » Ikalakely koa angaha mpibolisatra ?😉

  3. tsy aloha be ve izany oram-panala izany? Sa efa fotoanany izao?

    Fanatanjahan-tena tsy dia nanaitra anà loatra ilay « mibolisatra », sao vaky vava eo kanoa🙂 . Tsy mahay za no tena marina

  4. >Sa efa fotoanany izao?
    Oram-panala voalohany io ka tsy haharitra, saingy efa manambra sahady fa hidina tsikelikely sady tsy hitsahatry ny hihamatevina.

    Ankoatr’izay … akaiky vilany feno arina … eto am-potony eto izahay ka zary manaraka ny fanaon’ireo tompon-tany. Ary toy ny zava-drehetra … hay ihany rehefa ianarana tsikelîkely eny😉


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :