SIDA – AIDS + 25


25 taona lasa izay no nahatsikarihana voalohany ny aretina SIDA / AIDS. Anefa dia mbola tsy nahitàna vaksiny foana hatramin’izao.
Mandra-piandry izay iafaran’ny adihevitra tsy misy farany manodidina ny fahamarinan’ny  « fanafody vita Malagasy » [na tsia] vokatry ny fikarohan’ny ekipan’ny profesora Andriamanalina Razafindrakoto Nirina, dia aoka isika tsy ho diso fihevitra: « Ny SIDA / AIDS no tokony havahana, fa tsy ireo olona izay mitondra ny otrik’aretina. »
« Moa ve mbola tonga manatrika ny fampisehoako ihany ianareo raha toa ka nitondra ny otrikaretina SIDA / AIDS aho ? » fanontanian’i Stephan Eicher
Mandraisà anjara amin’ny Karajia manerana izao tontolo izao izay atao mivantana amin’ny Aterineto momba ny VIH/SIDA izay hatao amin’ny 3 Desambra 2008 >> |

[FR] Il y a de cela 25 ans les premiers diagnostics du SIDA étaient posés. Et toujours pas de découverte de vaccin à l’horizon.
Dans l’attente de la fin de la controverse qui entoure la réalité [ou non] du « remède malgache » élaboré par l’équipe du professeur Nirina Andriamanalina Razafindrakoto, ne nous trompons pas de cible: « C’est le SIDA qu’il faut exclure, pas les séropositifs. »
« Viendriez vous encore à mes concerts si j’étais séropositifs ? » questionne Stephan Eicher
Participez au débat global Live Chat sur le rôle que peuvent jouer les médias citoyen à propos de la lutte contre le HIV/AIDS agendé pour le 3 décembre 2008 >> |

[ENG] It has been 25 years since the first AIDS diagnosis. And still no vaccine discovered.
In the meantime, until the end of the controversy surrounding the reality [or not] of the  « Malagasy cure » developed by the professor Nirina Andriamanalina Razafindrakoto and his team, don’t pick the wrong fight: « exclude AIDS, not HIV-positive people. »
« Would you still come to my concerts if I was HIV-positive? » asks Stephan Eicher
Join the the global citizen media’s Live Chat forum about HIV/AIDS on December 3, 2008 >> |

Aide suisse contre le SIDA – aids.ch >>

Stephan Eicher est né en Suisse, véritable artiste européen il chante en allemand, en suisse allemand, en italien, en anglais, en français ou encore en Bernerduetsch [ou bernois un dialecte propre à la région de Berne] – stephaneicher.com >>

8 réflexions sur “SIDA – AIDS + 25

  1. Manohana tanteraka ilay fanentanana aho. Ary tsy ny voan’ny sida ihany fa ireo rehetra manana aretin-kafa, na kilema hafa dia tokony ho raisintsika ho toy ny olona rehetra.

Laisser un commentaire