Des coups inefficaces à #Madagascar #WTD #WTD2012

« voasazy 10’000 FMG + daroka »

Rindrina tsotra, tokontanin’olona mifefy, zaridaina amboleny …manaitra ny mason’ny mpandalo ity soratsoratra amin’ny rindrina ity satria toerana tsy ampoizina ho fanaovan’ny sasany maloto mihintsy.

Ankalazaina isaky ny faha-19 Novambra ny andro iraisam-pirenena fanentanana hoamin’ny toeram-pivoahana sy fidiovana manara-penitra. Tompon’andraikitra ireo tanana hanolotra hoan’ny mpandalo toeram-pivoahana sy fidiovana manara-penitra, fa tsy ampy ny fandraràna fotsiny ihany …na dia atao lafo dia lafo ny sazy, na koa ampiana daroka aza …satria « ny olombelo tsy akoho » izany hoe tsy manam-pitsaharana ny fanaovan’ny olombelona maloto ka ny manokana toerana manara-penitra voatokana hoan’izany no hany vahaolana maharitra.

[FR] « Il est interdit de déféquer ici: amende 1 € + coups »

Ce graffiti à Madagascar revèle qu’il est temps que les municipalités comprennent la nécessité et l’urgence de mettre à disposition des toilettes publiques. Car les amendes et la légalisation de l’auto-justice ou vigilantisme ne font que traiter les symptômes sans soigner les véritables causes.

Chaque 19 novembre, la Journée Mondiale des Toilettes (World Toilet Day) est célébrée à travers le monde.

[ENG] « It is forbidden to defecate here: fine 1 € + will be beaten »

© tomavana | Graffiti interdisant de déféquer |
[Fianarantsoa, Madagascar]

[World Toilet Day – worldtoilet.org >>]

Votre commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l’aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l’aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s