« Nanolotra amboaram-peo taty amin’ny faritry Genève i Fara Andriamamonjy sy Vonjy »
Nifonjaka be sady tsy nisy fitsaharany ny orana nandritra iny faran’ny herinandro iny taty Genève. Na dia izany aza dia maro ireo olona namonjy ny amboaram-peo natolotr’i Fara Andriamamonjy izay notronin’ny tarika Vonjy tamin’ireo tanàna any Frantsa izay mifanolo-bodirindrina amin’i Genève.
[FR] Un plaisir non feint irradie les visages de Fara Andriamamonjy et Vonjy au moment où ils ont entonné le duo qui jadis révéla Vonjy au public [vidéo avec chemises en tissu africain et la moustache d’époque en prime >>] 😉
© tomavana | 10.11.2012, 21:49 |
[chemin du Pérouzet, Collonges-sous-Salève]
[Fara Andriamamonjy – facebook >>]
[Tarika Vonjy – tarikavonjy.free.fr >>]