« Fihaonana feno hafanam-po, raha niverina nanao rindrakira fiderana tany Annemasse (mifanila amin’i Genève) ny tarika Ny Ako »
Isan-droataona, dia manatanteraka ny andiam-pampisehoana iraisam-pirenena ny tarika Kristiana Malagasy « Ny Ako ». Na dia ratsy aza ny andro dia nafana ny fihaonan’ny mpanatrika tonga maro, raha nandalo tany Annemasse ny tarika omaly hariva.
[FR] Dans le cadre de leur tournée biennale (qui a lieu tous les deux ans) le groupe évangélique et folklorique « Ny Ako » [l’écho] de Madagascar était de retour à Annemasse hier soir (à la frontière de Genève). Malgré un temps à ne pas mettre un chien dehors, la foule à répondue en masse et les retrouvailles étaient chaleureuses.
© tomavana | 21.04.2012, 21:14 |
[église adventiste Romagny | rue du 18-Août-1944,
Annemasse, France]