« Nanao rindrakira fiderana taty Genève ny tarika AntsaPraise »
Ny tarika Malagasy avy any Parisy, AntsaPraise no nanentana tamin’ny hafanam-po ny fotoam-pivavahana iraisam-pinoana Sampandrofia nokarakarain’ny Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina [FKMSM]. Tsy fotoam-pivavahana mahazatra no tao fa hira no-elanelan’ireo vavaka sy fijoroama vavolombelona. Araky ny iaraha-mahita io dia samy naniry ny hitazona tahiry ny tsirairay.
Tsongaina etoana ny antokom-pihira iraisam-pinoana aty Soisa « Valihan’i Jehovah » tamin’ny fahalavorarian’ny fanatontosana ity fotoam-piderana ity. Indrindra raha heverina amin’ny fanampim-pahasahiranana mihoatra amin’ny fanomanana fotoam-pivavahana tsotra …MANKASITRAKA SY MANKATELINA!
[FR] Venu spécialement de Paris, c’est avec ferveur que le groupe évangélique malgache AntsaPraise a animé la célébration œcuménique du dimanche des Rameaux de l’église chrétienne malgache de Suisse [Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina, FKMSM]. A la place du traditionnel culte ou messe, ce fut un temps de louange et de communion, fait de chants entrecoupés de prières et autres témoignages. Comme vous pouvez le constater chacun voulais garder un souvenir.
Une fois de plus, la chorale œcuménique malgache en Suisse « Valihan’i Jehovah » organisatrice de ce temps de louange a brillée par son sérieux …sachant qu’on s’attendait à une simple culte. Alors encore BRAVO & MERCI!
© tomavana | 31.03.2012, 15:27 |
[salle paroissiale de la Servette,
avenue Wendt 55 Genève]