Ny antokom-pihira Malagasy Valihan’i Jehovah an-tsehatra eo am-panatanterahana hira sy dihy vakodrazana Malagasy tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo, nandritra ny fankalazana ireo andron’i Madagasikara tany amin’ny Hall Masoala any amin’ny valan-javaboaharin’i Zürich [Zurich Zoo].
Na dia lava aza ireo 300 km manelanelana an’i Genève sy Zurich, dia feno fahafinaretana ny faran’ny herinandroko …ary ny anareo?
[FR] Le chœur malgache Valihan’i Jehovah sur scène effectuant des chants et danses traditionelles durant les journées de Madagascar célébrées le week-end dernier au restaurant de la Hall Masoala au Zoo de Zürich.
Malgré les 300 km de distance entre Genève et Zurich, vous avez deviné que j’ai passé un excellent week-end …et le votre c’était comment?
[ENG] The Malagasy choir Valihan’i Jehovah on stage performing traditional songs and dances last week-end during the Madagascar days at restaurant of Masoala Hall in Zoo Zürich.
Despite the 300 km distance between Geneva and Zurich, you guessed that I had a great weekend …how about yours?
© tomavana | 01.10.2011, 19:13 |
Hall Masoala | Zürich
Masoala-Kely taona hafa
2010 >> | 2010 >> | 2008 >> | 2007 >> | 2006 >> |
« Madagaskartage im Zoo Zürich: Sonntag 2. Okt 2011 » | Isaorana an’i vogeleule
4 réflexions sur “VJ in Masoala-Kely #Zürich”