[Update] Le #Cyclone tropical intense #Bingiza s’apprête à balayer #Madagascar de rafales à 230 kmh | Intense tropical cyclone Bingiza will probably make landfall in Madagascar on Monday or Tuesday

Sary voaray avy amin’ny zanabolana Meteosat-7 tamin’ny ny Alakamisy 10 Febroary 2011 – alanbanks.org.uk >>

Heverina hahakasika an’i Madagasikara amin’ny Alatsinainy na Talata ny Rivodoza Bingiza

Manambana ny faritra Avratra-Atsinananan’i Madagasikara ny rivomahery Bingiza izay vao niforona tamin’ny Alarobia [09.02.2011] any amin’ny Ranomasimbe Indiana. Niforona tandrify an’i Sambava izy omaly ary nanomboka nianatsimo-andrefana miadana, nandritra ny alina anefa ka mandrak’ankehitriny dia nivadika ho Avaratra-Andrefana ny diany.

Tsahivina fa isan-taona dia ampanarahina ny abidia ny fiantombohan’ny tonon’anarana omena ireo rivomahery. Ny litera « b »-n’ny Bingiza dia maneho fa ity no rivomahery nahavanona faharoa tamin’ity fahavaratra ity. Ary voalohany tena manambana hahakasika an’i Madagasikara. Tsahivina koa fa vao avy nisedra hain-tany narahina tondra-drano sy kere ny nosintsika. Ary toetr’andro no resahina dia malaky fivoatra ny toe-draharaha.

topi-maso ny toetr’andro mivantana >>

12.02.2011 Haingam-pihodina fa tsy mihetsika firy, toa tandrimo, ny rivomahery Bingiza izay roa andro lasa izay, ary ankehitriny izy dia manomboka mizotra miadana Mianatsimo-Andrefana, ary mety hikasitany amin’ny Alatsinainy 14.02.2011 anelanelan’ny Tanjon’i Masoala sy ny Nosy Boraha dia avy eo mizotra any Antananarivo.

vaovao farany 13.02.2011 Tsy mitsaha-mitombo hatrany ny herin’ny rivodoza Bingiza izay arahina tadio mahatratra 230kmh ankehitriny. Miadana hatrany ny fizorany Mianandrefana, ary heverina hikasitany amin’ny Alatsinainy na Talata anelanelan’i Mananara sy Mahanoro.

[FR] La tempête tropicale Bingiza s’est formée mercredi [09.02.3011] au large de Madagascar dans l’Océan Indien.

« Bingiza devrait se renforcer pour devenir un cyclone de catégorie 2 ou 3 sous 72h, sa trajectoire pourrait alors l’amener à frapper le nord-est de Madagascar. »

meteorologic.net – 10.02.2011 >>

12.02.2011 Après avoir été stationnaire pendant 2 jours, Bingiza s’intensifie et met le cap lentement sur Madagascar (touchera terre probablement lundi 14.02.2011) avec une trajectoire Sud-Ouest qui est prévue de passer entre le cap Masoala et l’île de Sainte-Marie puis Antananarivo.

clicanoo.re – 12.02.2011 >>

12.02.2011 Bingiza passe au stade de cyclone tropical (categorie 2) mais continue à se déplacer très lentement et n’atteindra Madagascar que lundi ou mardi, entre Mananara et Mahanoro.

zinfos974.com – 12.02.2011 >>

dernière 13.02.2011 Bingiza se déplace peu mais s’intensifie rapidement au stade de cyclone tropical intense (categorie 3) accompagné de rafales enregistrés à 230kmh. Le contact avec Madagascar est toujours prévu lundi ou mardi, entre Mananara et Mahanoro.

zinfos974.com – 13.02.2011 >>

[ENG] The tropical storm  Bingiza actually directly threatens the North-Eastern region of Madagascar in the Indian Ocean.

12.02.2011 After being stationary for two days, Bingiza intensifies and slowly heading South-Westward to Madagascar, will make landfall probably between Masoala peninsula and Sainte-Marie island, on Monday 14.02.2011.

update 13.02.2011 Bingiza is now upgraded to intense tropical cyclone category 3, with but still move slowly and should make landfall between Mananara and Mahanoro on Monday or Tuesday.

Tomavana | Bingiza – février 2011

Une réflexion sur “[Update] Le #Cyclone tropical intense #Bingiza s’apprête à balayer #Madagascar de rafales à 230 kmh | Intense tropical cyclone Bingiza will probably make landfall in Madagascar on Monday or Tuesday

Votre commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l’aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l’aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s