Madagaskar-Tage 2010 | Masoala Zürich

Ny antokom-pihira Malagasy Valihan’i Jehovah dia handray anjara toy ny  mahazatra amin’ny fanafanàna sy fanentanàna [hira sy dihy vakodrazana Malagasy] ny fotoana mandritra ny fankalazana ireo andron’i Madagasikara izay tanterahina ao amin’ny Hall Masoala any amin’ny valan-javaboaharin’i Zürich [Zurich Zoo] ny Asabotsy 2 sy ny Alahady 3 Ôktôbra 2010.

[FR] Le chœur malgache Valihan’i Jehovah participera par des danses et chants traditionels aux journées de Madagascar célébrées à la Hall Masoala au Zoo de Zürich les samedi 2 et dimanche 3 octobre 2010.

[ENG] The Malagasy choir Valihan’i Jehovah will perform a traditional songs and dances to celebrate the Madagascar days at Masoala Hall in Zoo Zürich on Saturday 2 and Sunday, October 3, 2010.

© tomavana | VJ at Masoala
Madagascar-tage 2009 | 18.10.2009

Masoala-Kely taona hafa
2011 >> | 2008 >> | 2007 >> | 2006 >> |

9 commentaires sur “Madagaskar-Tage 2010 | Masoala Zürich”

  1. […] This post was mentioned on Twitter by To mavana. To mavana said: Madagaskar-Tage 2010 | Masoala Zürich http://ff.im/-rpRbM […]

  2. Miarahaba anao indray,

    Efa nifanoratra kely ihany isika teo aloha teo : t@ ilay peta-tsoratra vonim-boasary nataonao iny…

    Mirary soa sy fahasalamana tomombana ho anao aloha è.

    Miresaka ity Masoala Zurich ity ianao dia lasa ny saiko : mbola mandravaka ao @ io Restaurant-n’io vala io ve ny sagan’asako è ?? (tableaux…) Tena malahelo ohany aho indraindray fa tsy dia ampy fitaovana t@ izany dia tsy azo sary izy ireo… Sao mba tazanao tao ? misy mpivahiny niteny tamiko tsy ela fa mbola ao hono… Ka raha mba mandalo any ianao, dia mba afarako re azafady indrindra : « veloma indrindra hono hoe hoy ikala » … raha indray androany moa izy ireo mba azonao sary dia alefaso aty re fa handefasàko tablo ianao ?

    Ankoatr’izay, mafy ny andavan’andro aty an-tanindrazana … tsy vaovao moa io…
    Mirary soa indrindra ry Tomavana, ary mirary fahombiàzana amin’izay karakaraina rehetra.
    Fisaorana feno @ fanomezana vaovao !
    ikala

  3. Faly mamaky an’Ikala etoana indray😉

    Tsy tany Zürich aho tamin’ity taona ity, ary na dia tsy ianao aza angamba no nanatanteraka ity hosodoko mampiseho ity Viavy Tañala kanto iray ity dia zaraiko eto ihany.

  4. […] [Madagaskar-Tage 2010 – Masoala >>] […]

  5. […] in Masoala-Kely #… on Madagaskar-Tage 2008 | Masoala…VJ in Masoala-Kely #… on Madagaskar-Tage 2010 | Masoala…VJ in Masoala-Kely #… on Madagaskar-Tage 2011 | Masoala…Madagaskar-Tage 2011… […]

  6. […] oct 2010 at 13:36 Madagaskar-Tage 2010 | Masoala Zürich « Blog Archive « i am a malagasy in genève […]

  7. […] oct 2010 at 13:36 Madagaskar-Tage 2010 | Masoala Zürich « Blog Archive « i am a malagasy in genève […]

  8. […] oct 2010 at 13:36 Madagaskar-Tage 2010 | Masoala Zürich « Blog Archive « i am a malagasy in genève […]


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :