Loko | Couleurs | Colors [Yverdon]

Trano antitra any amin’ny Faubourg de la Plaine any Yverdon |

[FR] Vieilles maisons du Faubourg de la Plaine à Yverdon |

[ENG] Old houses in the Faubourg de la Plaine in Yverdon |

© tomavana | 11.08.2010, 19:04 |
[Rue de la Plaine 23 – 25, Yverdon]

4 commentaires sur “Loko | Couleurs | Colors [Yverdon]”

  1. […] This post was mentioned on Twitter by To mavana said: Loko | Couleurs | Colors [Yverdon] http://ff.im/-p94LL […]

  2. Ny fahitako ireny sary ireny no mampatsiahy aho an i SUISSE ,tany nipetrahako nandritra ny 7 taona .Nipetraka tao Etagnieres aho tanana kely lalovana raha ho any Yverdon ,mandalo an i ECHALLENS.Amin iny route d Yverdon no misy ny orinasa niasako MULHAUPT COMESTIBLES ao Vernand Camares lalovan ny train LEB 5 taona no niasako tao ,fahatsiarovana tsara .Mirary soa .Hoy Manoela TIANA ,NEW YORK

  3. Inspiré koa ilay nahita ny lokon’ireo varavaran-kely volomparasy ah. Mety hoe fiaran’lery ve ‘zao le new beetle mavo kely🙂

  4. Aty ny trano ohatran’ny mitovitovy daholo ny lokony. Misy lamaody ohatran’ny akanjo. Nisy fotoana nalaza ny manga tanora, dia avy eo orange be, dia mena be ndray, dia mety ho tonga aty ve ilay feeling volomparasy?


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :