Andoharanofotsy Hollywood [#Madagascar]

Par : tomavana

Fév 18

Tags:, , , , , , , , , , , , , , , , ,

Catégorie: sary

9 Commentaires

Ouverture :f/13
Focale :105mm
ISO :400
Shutter:1/1000 sec.
Appareil photo :Canon EOS 5D Mark II

Andoharanofotsy, Atsimondrano, Antananarivo.
Tanivon’ny filaharan’izato fiarakodia marobe mitanjozotra tamin’ny RN7 aho no nahatsikaritra ity vohitra maka endriky Hollywood ity.
Io anoloana io, trano raitra vitsivitsy zarazarain’ireo tamboho avo.

[FR] Andoharanofotsy est une banlieue à la périphérie sud de Antananarivo capitale de Madagascar.
J’étais piégé dans une longue procession de voitures au ralenti sur la RN7 (la Route Nationale 7 est celle qui mène vers l’aventure du sud) quand j’ai remarqué cette colline aux allures d’Hollywood.
Sur le premier plan, quelques luxueuses demeures préservées par de hautes murailles.

[ENG] Andoharanofotsy is on the southern suburban of Antananarivo the capital of Madagascar.
I was trapped in a long procession of cars idling on the RN7 (the Route Nationale 7 is the Route 66 of Madagascar) when I noticed this Hollywood-like mountain.
In the foreground, some luxurious houses isolated by high bulwarks.

© tomavana | Andoharanofotsy 2009 |
[RN7 Andoharanofotsy, Madagascar]

9 commentaires sur “Andoharanofotsy Hollywood [#Madagascar]”

  1. joli !
    mais à tana on a le même !!!

  2. Je ne vu celui d’Ampamarinana à Tana que bien plus tard, de plus je n’ai pas eu l’occasion de le photographier😦

  3. malagasy miasa sy monina aty Italy, mipetraka any Andoharanofotsy. Tena variana mahita ity sary ity satry dia mobla tsy nahita io mihitsy na dia mponin’Andoharanofotsy aza. Aminy sisiny anakavanan raha midina ny fidinany Malaza dia misy tendrombohitra iray misy soratra koa fa tsy tadidiko hoe inona a moa, toernaa fijerevena volana sy kitana, sady fitsangatsanganana.
    izaky ny manina ny any antanana dia mijery ity sary ity dia ohatrany hoe any ihany.
    Misaotra ny mpakatsary

  4. « izaky ny manina ny any antanana dia mijery ity sary ity dia ohatrany hoe any ihany »

    Tongasoa Vero ary tsy misy fisaorana ny amin’ny sary ary azonao natao ny nandalo sy miserana… ka izaho aza no misaotra amin’ny hetsi-pò nozarainao etoana😀

  5. nataoko « fond d’ecran » dia isaky ny manina aho dia mijery ialy ary sy soratra dia ohatra ny hoe any antanana🙂
    Mankasitraka e

  6. Héhé, ma maison.😀 N’empêche que c’est assez récent non ? Je ne sais pas si je l’ai déjà vu quand j’y étais encore. :s

  7. 2009, pour la photo😀 Tongasoa eto Breezy!

  8. aty mihitsy aho izao! manasa anareo handalo hankafy ny tananantsika e

  9. Bonjour, je suis un malagche adopté par des français, et je recherche actuellement ma mère biologique appelée Claudine Razananakyhéna (je ne sais pas écrire le nom de famille). Je suis de Andoharanofotsy aussi, elle c’était mariée une fois puis une seconde fois, mettant au monde des frères jumeaux.

    Pouvez vous m’aider à la retrouver s’il vous plait??😦


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :