Kinga | Tuk-tuk | Auto rickshaws [#Madagascar]

Tsia, tsy manonofy ianareo fa tena miriarìa any Madagasikara tokoa ireo Tok-tok izay fanta-daza any India ireo. Any Antsirabe izay efa malaza amin’ny fampiasana Posy koa no ahitana azy, ary « Kinga » no anarany.

[FR] Non, vous ne rêvez pas, ces Tuk-tuk ou pousse-pousses motorisés, si célèbre en Inde, sont également utilisées à Madagascar, depuis peu dans la ville d’Antsirabe déjà célèbre pour ses pousse-pousses.
Son appellation local « Kinga » signifie adroit ou intelligent

[ENG] No, you’re not dreaming, these Auto rickshaws or Tuk-tuk, so famous in India, are also used in Madagascar, recently in the city of Antsirabe already well-known for its rickshaw.
Its local name « Kinga » means clever or smart

© tomavana | 19.12.2008, 17:11 |
[Ampihaviana, Antsirabe, Madagascar]

4 commentaires sur “Kinga | Tuk-tuk | Auto rickshaws [#Madagascar]”

  1. misaotra betsaka satria tena ilaina mihintsiny ity ataon ao ity,
    ohatra, izao tsy tany Mada (for long time now) izo dia teraka tao Antsirabe kanefa tsy dia mahafan tatra ny zava mitranga, but just because of you then i can see what is going on there,
    MISAOTR EH!
    HOTAHIN’ANDRIAMANITRA hanie hian’ao
    blessing:
    christian

  2. Tsy misy fisaorana Tompoko ô… izaho aza no misaotra anao noho ireo teny mamy dia Mankafizà e!

  3. m’lay kosa !
    efa ho 10 taona mahery aho no tsy nitaingina posy ary nivoady ny tsy hitaingina intsony , fa tena tsy laitrako ny nahita an ilay rangahy efa antitra mpitarika posy tera-tsemboka be teo alohako teo,

  4. Faly mandray sy mamaky anao eto Ravaka🙂

    Marobe ny olona efa henoko izay manontany tena toa anao: tsy te hampiasa posy satria toy ny « manandevo » ity olondehibe iray. Io anefa no mba fidiram-bolany ka raha tsy mandray posy indray dia tsy hanan-katòkona izy rahariva😦 tonga amin’ilay fomba fitenenana hoe « mandroso maty Raibe, mihemotra maty Renibe. »


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :