Ny lafy miafina | La face cachée | The hidden side [Genève]

Ny ao ambanin’ny tetezan’i Lancy |

[FR] Sous le pont de Lancy |

[ENG] Below the Lancy bridge |

© tomavana | colonnade |
[pont de Lancy, Grand-Lancy, Genève]

2 commentaires sur “Ny lafy miafina | La face cachée | The hidden side [Genève]”

  1. Anisan’ny kolontsaina ny grafitti aminay noho izany tsy tokony hisy problem afa tsy ireo izay miteny ratsy na manoratra zavatra mamoa fady eny amin’ny rindrim-bahoaka.

  2. Tongasoa Graffeur, mba topazy maso fa misy Sarin-jatovo hafa efa napariako teto amin’ity blaogy ity.

    Azoko ny tianao ambara, saingy ireo tompon-trano indraindray dia tsy mankasitraka ireny Graffiti ireny. Rehefa rindrim-panjakana izany hoe fananam-bahoaka indray no misy azy dia tsy ialan’ireo izay mimenomenona hany ka niteraka fandraràna sy mazàna mitarika fampidirana am-ponja hoan’izay tra-tehaka ny fanaovana Graffiti na aty Genève>> izany na any Antananarivo>>😦


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :