Sary nadika tamin’ny Earth Snapshot ny Alarobia 8 Aprily 2009 eosnap.com >>
Ny morontsiraka Atsinananan’i Madagasikara tazana avy eny an-danitra taorian’ny fandalovan’ny rivomahery Jade |
Nalaina tany amin’ireo faritra izay nidiran’ny rivomahery Jade roa andro taty afara ity sary ity. Ary satria nanapaka ny Helodranon’Antongila i Jade dia azo heverina ho indroa niditra ny nosy izy izany.
Ireo hamaroan’ireo sangan-drenirano miloko volontanin any an-dranomasina sy ny lokon’ny Helodrano Antongila izay very ny maha-manga azy dia ahafahantsika maminavina izay mety ho herin’ny riak’ireo renirano ireo sy izay habetsahan’ny tany sy poti-javatra izay indray raofiny amin’izao fotoana izao vokatry ny fandalovan’ny rivomahery Jade. Sahala amin’ny sarin’ny morontsiraka Andrefana taorian’ny fandalovan’ny rivomahery Fanele >>
lisitra (vonjimaika) ny fahavoazana tamin’i fandalovan’i Jade >>
[FR] Cette photo a été prise dans les zones d’entrées du cyclone Jade à Madagascar le mercredi 8 avril 2009, soit 2 jours à peine après. En effet en traversant la baie d’Antongil, on peut dire que Jade est entré deux fois sur l’île.
Les présences de couronnes brunâtre au niveau des delta des rivières en mer et la coloration trouble de la baie d’Antongil d’habitude habillée de turquoise, donne une idée de la quantité d’eau, de sédiment et autre débris transporté par les crues dévastatrices des fleuves et rivières après le passage du cyclone Jade. Comme nous l’avions déjà mentionné précédemment avec la photo de la côte ouest de Madagascar vue du ciel après le passage du cyclone Fanele >>
C’est impressionnant !!! et ce n’était qu’une tempête tropicale heureusement…