[mis à jour] Le bilan s’alourdit d’heures en heures à Madagascar après le passage du cyclone Jade

Sary nadika tamin’ny NASA ny Alatsinainy 6 Aprily 2009 earthobservatory.nasa.gov >>

Mitombo hatrany ireo fahavoazana any Madagasikara taorian’ny fandalovan’ny rivomahery Jade |

Rehefa avy nitombo hery nohon’ny ranomasina sy nanaraka ny morontsiraka Atsinanan’i Madagasikara nandritra ny fotoana ela ny rivomahery Jade dia manomboka misitaka tsikelikely sy manalavitra. Fahapotehana sy fahasimbana maro no avelany any Madagasikara. Satria, na dia natao aza hoe tsy dia mafy loatra ny fitsioky ny rivotra, io sary ambony io dia mampiseho ny velaran’ny rivomahery Jade ka azo akana an-tsaina izay habetsahan’ny ranon’orana nindaosiny ambonin’ny lohan’ny Malagasy nandritra izay efatr’andro tsy nitsaharan’ny ranon’orana izay.

Mbola haharitra herinandro maro vao ho fantatra [raha ho fantatra] daholo ireo fahavoazana rehetra tany Madagasikara. Nampitain’ny Birao Nasionaly Misahana ny Fiahiana ny Loza Voajanahary na ny BNGRC >> [Bureau National de Gestion des Risques et des Catastrophes], izao no azo ambara androany [vaovao farany 16.04.2009] :

  • olona namoy ny ainy 15 10,
  • olona naratra 10 6,
  • olona tsy manan-kialofana 4’090 1’374,
  • olona niharam-pahasimbana 60’800 37’126,
  • omby maty 81 68,
  • trano fonenana rava 5’628 2’063,
  • tanimbary maro difotry ny rano 24’950 ha,
  • saha sy tanivohitra difotry ny rano 31’600 ha,
  • lalana tapaka : RN6 mampitohy an’i Mampikony sy Port-Bergé,
  • lalana tapaka : RN11 mampitohy Nosy Varika sy Mananjary,
  • lalana tapaka : RN25 mampitohy Manakara sy Irondro,
  • lalana tapaka : RN12 mampitohy Vangaindrano sy Farafangana,
  • lalana tapaka : RN12 mampitohy Vangaindrano sy Manambondro,
  • tetezana tondraka : am-pidirana an’i Midongy Atsimo,
  • tany mihotsaka : RN2 [4] mampitohy Toamasina sy Antananarivo.

.

tohiny: Ny morontsiraka Atsinananan’i Madagasikara tazana avy eny an-danitra taorian’ny fandalovan’ny rivomahery Jade >>

topi-maso ny toetr’andro mivantana >>

[FR] Après s’être ré-intensifié en mer puis longé la côte Est de l’île pendant un long moment, le cyclone Jade s’éloigne progressivement de l’île de Madagascar laissant derrière son passage désolation et destruction. Car malgré des vents relativement peu violents [cyclone de catégorie 1, forte tempête tropicale] la photo ci-dessus nous montre l’ampleur du cyclone et permet d’avoir une idée de la quantité phénoménale d’eau que Jade a déversée sur l’île en l’espace de 4 jours seulement.

Il faudra encore plusieurs semaines avant de saisir [toute?] l’ampleur de ces destructions mais d’ores et déjà, transmis par la BNGRC >> [Bureau National de Gestion des Risques et des Catastrophes] voici le bilan « très » provisoire à ce jour [dernière 16.04.2009] :

  • 15 10 morts,
  • 10 6 bléssés,
  • 4’090 1’374 sans abris,
  • 60’800 37’126 sinistrés,
  • 81 68 zébus morts,
  • 5’628 2’063 habitations détruites,
  • 24’950 ha Rizières inondées,
  • 31’600 ha Champs de cultures inondés,
  • route coupée : RN6 reliant Mampikony à Port-Bergé,
  • route coupée : RN11 reliant Nosy Varika à Mananjary,
  • route coupée : RN25 reliant Manakara à Irondro,
  • route coupée : RN12 reliant Vangaindrano à Farafangana,
  • route coupée : RN12 reliant Vangaindrano à Manambondro,
  • pont submergé : à l’entrée de Midongy Su,
  • éboulements : RN2 [4] reliant Toamasina à Antananarivo.

.

suite: La côte est de Madagascar vue du ciel après le passage du cyclone Jade >>

lire aussi : Tempête tropicale modérée Jade (8 avril 2009 suivi) @ planète vivante >>

4 commentaires sur “[mis à jour] Le bilan s’alourdit d’heures en heures à Madagascar après le passage du cyclone Jade”

  1. […] lisitra (vonjimaika) ny fahavoazana tamin’i fandalovan’i Jade >> […]

  2. […] lisitra (vonjimaika) ny fahavoazana tamin’i fandalovan’i Jade >> […]


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :