Le cyclone Izilda s’éloigne progressivement de l’île de Madagascar sans y être entré

Sary nadika tamin’ny NASA ny Alarobia 25 Martsa 2009 earthobservatory.nasa.gov >>

Tsy nikasika an’i Madagasikara akory i Izilda dia manomboka manalavitra tsikelikely

Nisy rivomahery vao niforona eo amin’ny lakandranomasin’i Mozambika tsy lavitra ny morontsiraka Atsimo Andrefan’i Madagasikara. Raha somary niantsinanana sy nanambana ny tananan’i Toliary i Izilda teo am-piandohana dia mahavelom-panantenana kosa ireo vokatry ny fandinihan’ireo mpanara-maso ny toetr’andro fa hiankandrefana tsikelikely sy hanalavitra tsy hiditra akory an’i Madagasikara izany rivomahery izany.

Tsahivina fa tsy mahakasika an’i Madagasikara aza ity rivomahery ity, ireo tondra-drany izay aterany dia manimba zavatra betsaka tokoa. Fampitandremana koa izao fa tsy mbola mifarana akory ny fotoam-fandalovan’ireo rivomahery aty amin’ny faritra Atsimo-Andrefan’ny Ranomasimbe Indiana raha tsy amin’ny faramparan’ny volana May.

topi-maso ny toetr’andro mivantana >>

[FR] Un cyclone tropicale vient de voir le jour dans le canal de Mozambique non loin de la côte Sud-Ouest de Madagascar. Dans un premier temps, Izilda a suivi une direction Est se faisant menaçant pour la ville de Toliary avant de rebrousser chemin vers l’Ouest selon les observations des spécialistes de la météorologie.

Nous rappelons que même si Izilda ne devrait pas accoster sur les côtes de Madagascar, les trombes d’eaux qui accompagnent son passage peuvent-être à l’origine de grande destruction. C’est aussi un rappel que la saison cyclonique dans la du région Sud-Ouest de l’Océan Indien ne prendra fin qu’en fin mai.

[ENG] A tropical cyclone has born in the channel of Mozambique close to Southwest coast of Madagascar. At the beginning, Izilda followed a East direction being threatening to the city of Toliary before turning back to the West according to the comments of experts in meteorology.

We remind that even if Izilda should not landfall on the Southwest coast of Madagascar, the whirlwinds of waters who accompanies its passage can be the origin of big destruction.
It is also a reminder that the cyclonic season in Southwest region of Indian Ocean will last long until end of May.

5 réflexions sur “Le cyclone Izilda s’éloigne progressivement de l’île de Madagascar sans y être entré

  1. Misaotra amin’ny TAG Pakysse fa tena mbola repotra tato ho ato ka ialana tsiny raha izao vao mahavaly. Mitombina mihitsy r’ise ireo fanontanianao, saingy mbola alohalika aloha izao ny ranombary … fa angamba rehefa milamina tsara iny … misy handinihana azy tsara 😉

Votre commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l’aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l’aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s