Sary nadika tamin’ny Météo-France ny Alakamisy 22 Janoary 2009 meteo.fr >>
last : Eric & Fanele Google maps >>
Araky ny efa nandrasana dia nandao an’i Madagasikara vao maraina ny rivomahery Fanele rehefa avy namakivaky avy Andrefana miantsinanana amin’ny tapany Atsimon’ny nosy.
I Morondava no azahoana vaovao be indrindra arak’ireo lahatsoratra gazety hitanareo eo ambany ireo. Mbola vitsy anefa ireo vaovao eo ampela-tanana nohon’ny fahasarotam-pifandraisana nohon’ny tondra-drano sy ny fahapotehana isan-karazany ary hampitaina arak’izay azahoana azy hatrany.
farany 24.01.2009 : ny tatitra voaray farany dia aina 9 no nafoy, mpiantsambo Amerikana 2 no mbola tsy hita hatramin’izao, mihoatry ny 40’000 ireo niharan-doza ary 4’100 kosa ireo tsy manan-kialofana.
topi-maso ny toetr’andro mivantana >>
[FR] Comme prévu, le cyclone Fanele a quitté Madagascar tôt ce matin après avoir traversé l’île d’ouest en est sur sa partie sud.
Comme vous pouvez le constatez sur la revue de presse locale ci-dessous les seules nouvelles actuellement disponibles viennent de Morondava [côte ouest], ils continuent d’arriver au compte-goutte. Au manque de moyens s’ajoute les inondations et les destructions des voies et moyens de communications.
dernières 24.01.2009 : le bilan à ce jour est de 9 morts, 2 marins américains disparus, plus de 40.000 sinistrés et 4.100 sans abris.
[ENG] As expected, the tropical Cyclone Fanele left Madagascar early this morning after crossing the island from west to east on its southern part.
As you can see on the local press review below the only news comes from Morondava yet [west coast], it continue to arrive in dribs and drabs. There were already a lack of resources, now combined with floods and the destruction of the ways and means of communication.
last 24.01.2009 : the record so far is 9 people are dead, 2 American sailors are missing and at least 40,000 people have suffered damages and 4,100 homeless.
[Cyclone Fanele à Madagascar : Bilan déjà lourd bien que provisoire >> ]
[Cyclone Fanele balaie Morondava – lexpressmada.com – 22.01.2009 >> ]
[Après Fanele, la ville de Morondava dans la désolation – les-nouvelles.com – 22.01.2009 >> ]
[Fanele sorti en mer, Morondava détruit à 80% – midi-madagasikara.mg – 22.01.2009 >> ]
misaotra nampita vaovao
simba tanteraka hatrany @ 80% ny ao Morondava.
Mitsidika eo ihany rehefa misy fotoana
Tapaka koa halina ny lalana RN34 sy RN35 mankany Morondava ka asa izay hahazo ny mponina any 😦