Fiadanana sy fahatoniana | Paix et sérénité | Peace and serenity

Efa tapa-bolana izao no latsaky ny O° C ny mari-pàna aty. Milatsaka indray ny oram-panala io maraina io. Mitohy hatrany anefa ny fiainana, na dia tsy nahasoratra aza aho izay elaela izay.
Mirary fiadanana sy fahatoniana ho anareo tsirairay avy amin’ity taona vaovao 2009 ity |

[FR] Cela fait deux semaines que la température stagne aux alentours de O° C par ici. Il a de nouveau neigé ce matin. Mais la vie suit son bonhomme de chemin, bien que je n’aie pas eu loisir d’écrire ces derniers temps.
Je vous souhaite Paix et sérénité tout au long de cette nouvelle année 2009 |

[ENG] Since two weeks the temperature still around O° C here. It snowed again this morning. But life goes its own way, although I have not had leisure to post lately.
I wish you peace and serenity throughout this New Year 2009 |

© tomavana | Traces |
[avenue des Communes-Réunies, Grand-Lancy, Genève]

About these ads

6 commentaires sur “Fiadanana sy fahatoniana | Paix et sérénité | Peace and serenity”

  1. Miarahaba anao
    Faly ny tenako mifanena aminao eto amin’ny tranokalanao, misaotra ihany koa amin’ny firariantsoa izay atolotrao ary mirary izany ihany koa ho anao izay nanoratra.
    Mandrapihaona indray ary.

  2. Misaotra Harivony a ! Mirary koa aho raha mirary taona feno fahasoavana sy fanambinana ho anao … eo ambany fitahian’Andriamanitra hatrany :P

  3. Misaotra tomavana a! Miandry ny vaovao avy any gasikara e! mba misy kely ve any ho any? misaotra mialoha.

  4. Asa tokoa re izay havoak’ity faran’ny herinandro ao Antananarivo ity ? Raha vao mandre vaovao aho dia ampitaiko ihany ;)

  5. Momba ilay zaza menavava Franziska, hay ity renin-jaza ity niaraka nanao fety faran’ny taona tamin’ireo malagasy vitsivitsy tao Lôzana, fety izay nokarakarain’ny sampana tanora Lausanne.

  6. 8O Hay ve ? Izaho moa tsy nanatrika tany 8O


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

Suivre

Recevez les nouvelles publications par mail.

Joignez-vous à 39 followers

%d bloggers like this: