Darafify Noely | Papa Noël géant | Tall Santa Claus

Na dia atao aza hoe efa dila ny fankalazana ny Krismasy dia tsy aritro ny mizara aminareo ny sarin’ity Dadabe Noely mandeha tongo-kazo ity |

[FR] Même si Noël est déjà passé, je ne résiste pas à vous partager cette image d’un Papa Noël monté sur échasse |

[ENG] Although Christmas is already past, I can not resist to share this image of Santa Claus mounted on stilts |

© tomavana | Marché de Noël 2008 |
[Carouge, Genève]

8 commentaires sur “Darafify Noely | Papa Noël géant | Tall Santa Claus”

  1. Miavaka indray iny lohateny (DARAFIFY) iny a, sady nampihomehy :)! Ilay sary koa tsy latsa-danja😉.

    Tsy te hahita aho hoe voafingana ao anatin’ireo vahoaka be ireo i darafify🙂. Mahita atao mihitsy « nareo » soisa reto ‘ka hihihi😉.

    tratry ny taona vaovao aloha i Tomavana e🙂. Dia mirary soa sy fahombiazana!

  2. Faly miarahaba anao Tratry ny taona 2009 i news2dago
    De ho ambinintsoa sy ho feno fahasalamana ihany koa

    Tahin’ny Tompo

  3. tonga soa indray izany dia tratry ny taona e!!!! ampitao any ny fiarahabako e!

    bizz a+

  4. ouh là gs8 perdu car dans mon enfance je me souvenais que le père noèl était tout petit et tout ventru, là il a vachement grandit et maigrit lol. Sinon pas bah joyeux noËL ET BONNE année à toi aussi

  5. @ Tokinao : Misaotra amin’ny fahatsiarovana sy ny firariantsoa. Dia samy handroso eo ambanin’ny fitahian’ny Tompo avy isika tsirairay avy

  6. @ news2dago : Ianao no isaorana amin’ny tsy fanadinoina. Dia samy hotahiana amin’izay atao avokoa isika mianakavy🙂

  7. @ sipagasy : Misaotra betsaka dia tsy adinoko fa nanome toky ny mbola handalo indray ianao. Samy ho tahiana amin’ity taom-baovao 2009 ity e.

  8. @ lomelle : Merci pour tes bons souhaits, meilleur vœux à toi aussi pour cette nouvelle année 2009.


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :