Ravin-kazo mihintsana | Feuilles mortes | Autumn leaves | Genève


Ravin-kazo mihintsana no zary mandrakotra manontolo ny làlana |

Le chemin est désormais complètement recouvert de feuilles mortes |

The path is now completely covered with autumn leaves |

© tomavana | parc à Lancy
[Genève]

Publicités

7 réflexions sur “Ravin-kazo mihintsana | Feuilles mortes | Autumn leaves | Genève

  1. Ianareo izany sao dia isan’ireo izay « maika tsy faingana » … tandremo fa sady malama no mahamenatra raha mihosona amin’ireny … fa aleo aza tara 😉 ary aza ireo alika akory no endrikendrehina fa samy mitsipona sy manangona izay tain’alikany ireo Soisa izay mampivoaka ny azy.

  2. Hevitra tsara na dia tsy mbola nandramako aloha 😛 ary angaha tsy loza fa ny mpitaingina bisikileta any Madagasikara mitady tara malama tsy misy trobatrobaka azahoana mandeha bisikleta moa ny aty an-dafy indray mitady làlana mikitoantoana azahoana manakaiky ny voary.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s