Halles de l’Île [Genève]

Taorian’ny zavona maraina dia lanitra manga tsy misy rahona no anjaranay tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo … nanolotra endrika hafa mihitsy ny tanàna.
Toy ny sambo goavana mitaratra amin’ny ony mangatsiaky ny Rhône, ny nosy misy ny Halles de l’Îles |

[FR] Ce week-end, le ciel bleu est réapparu après dissipation de la grisaille matinale … dévoilant un autre visage de la ville.
Les Halles de l’Îles est comme un gros navire qui se reflète dans les eaux froide du fleuve Rhône |

[ENG] This weekend, the blue sky reappeared after dissipation of the morning greyness … revealing another face of the city.
Like a big ship, the Halles de l’Îles is reflecting in the cold waters of the Rhone river |

© tomavana | Halles de l’Ile |
[L’île, Genève]

2 commentaires sur “Halles de l’Île [Genève]”

  1. Miarahaba anao amin’ny anaran’i Jesosy ny tenako faly be ny tenako raha tafiditra ato aminareo, tiako avokoa ny hiranareo ka tena fanatic anareo mihintsy ny tenako, lehilahy mipetraka aty Madagaskara ny tenako 31 taona aho afy efa manambady ary niteraka iray na dia mandalo toe-java-tsarotra aza ny fanambadianay dia mbola manatena hatrany ny ny famonjen’I Jesosy. ary aty atsimo aty Fianarantsoa aty no misy ahy, mpanompo an’Andriamanitra aho ary ny tena tiako dia ny midera Azy amin’ny alalan’ny hira fiderana indrindra fa ny hiranareo, homba anareo anie ny Tompo,ary hitahy ny asanareo sy ny tokatranonareo.

  2. Misaotra betsaka amin’ny fankaherezana RAKOTOMANDIMBY John Franck🙂

    Mahefà be dia samy hotahiana daholo isika


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :