Hip-hop concert

Mbola sarin-jatovo mandravaka ny sekoly “CO Colombières” ihany |

[FR] Toujours un graph en fresque murale dans le hall de l’école CO des Colombières |

[ENG] Still street art’s mural at the hall of CO Colombières school |

© tomavana | CO Colombières |
[Versoix, Genève]

4 commentaires sur “Hip-hop concert”

  1. Mahery ihany tokoa izay nanao ity sary ity ‘ko🙂.
    – Vao jerena voalohany ilay sary dia toa sary mikorontana sy sarina olona mifety be dia be : ny loko ampiasaina dia maizimaizina no sady misy jiro manjembina be ; olona mikiakiaka sy « manala azy » daholo; ireo paozin’ny olona moa dia paozy malalaka [« branché »] (ny hetim-bolony … ho an’izay misy mazava ho azy hahaha). Izao tokoa angaha ilay ataon’nytanora hoe hipy hôpy hihihihihihi
    – rehefa dinihina akaiky anefa toa tsy misy maharatsy izay ataon-dry ‘zareo : tsy misy mifoka sigara, tsy misy mitondra tavoahangy, mba tsisy striptizezy hihihi,… Ilay lehilahy mikavin’ila no hany hitako maningana, nefa moa zary efa tsy mampaninona ny mpiara-monina io ankehitriny. Fa mba fanontaniana tsy aritra tokoa e : ho an’ireo manan-janaka any ambaratonga fototra [ao Soisa ohatra]: mahazo manao kavin’ila ve any am-pianarana ? hihihihi

    Raha fintiniko dia azo atao tsara ny mifety am-pamendrehana e🙂 hihihi
    Mba mitombina ve aloha izay fandinihin-tsary (analyse picturale lol) ataoko izany e hihihi

  2. >Mahazo manao kavin’ila ve any am-pianarana ?
    Anjaran’ny ray aman-dreny tsirairay ny mitaiza ny zaza mikasika ny kavina fa tsy idiran’ny sekoly. Afaka mikavina mandeha mianatra ny zazalahy aty Soisa.

    Resaka fandinihin-tsary, io moa raha ny fazahoako azy dia izay tianao ho « hita ao » no hitanao ka tsy misy diso sy marina … ny an’ny mpanao zava-kanto dia ny mitsilo amin’ny hazavana vaovao ny zavatra fahita andavan’andro … fa anjaran’ny tsirairay mpijery kosa ny mandray izay lesona heveriny ho tandrify azy.

    Tena « tsy misy madilana hotentenana » mihitsy ilay fandinihin-tsary nataonao fa dia misaotra nanoina sy nanaiky nizara😀

  3. […] ny sekoly “CO Colombières” izay fitambaran’ireo sary roa teo aloha [1>> + 2>>] […]


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :