Diva & percu


Sarin-jatovo mandravaka ny rindrina manontolo iray raha vao tafiditra ny sekoly “CO Colombières” |

[FR] Fresque murale en graph qui occupe un mur entier du le hall de l’école CO des Colombières |

[ENG] Street art’s mural which occupies an entire wall of the hall of CO Colombières school |

© tomavana | CO Colombières |
[Versoix, Genève]

Publicités

7 réflexions sur “Diva & percu

  1. Inona hono no tian’ity sary ity aseho e hihihi ?
    Mba mahatsikaiky raha sekolina ankizy ambaratonga fototra no misy sary fetifety toa izao :).
    Hitako ihany moa fa misy taranja mozika ao @’io sekoly io, ka mety tany angamba izy ity no nalainao e ?

  2. Misy taranja mozika mihitsy ao. Ary tsy ny zava-maneno « klasika » ihany fa hatramin’ny batterie sy saxo sns …

    Ankoatr’izao tsapan’ny mpanabe fa rehefa sary « mihaja » [nofidian’ny olon-dehibe] no manaingo ireo sekoly dia tsy hajain’ny tanora. Rehefa heverin’ny tanora fa azy kosa izy ireny dia tsy mila fiambenana akory sady maharitra kokoa.

  3. Tsy ratsy ka, tokony asina toerana afaka asina an’reny eto am tanàna zao 🙂 am zay ny kofa kely tsy lany vola sady mividy bombes no mbola mividy lamba ngeza be lool ary koa tsy mandoto ny rindrin’i dadatoa lol.

  4. Omeo toerana ny tanora ahafahany mampahafantatra ny talentany 😛 sady rehefa samy hiloko marevaka ihany tsy aleo ve sarin-jatovo no eran’ny tanàna … toy izay dokam-barotra ?

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s