Rocher de Naye | Panorama

Topi-maso manodidina ny faritra Atsimo sy Andrefana avy eny amin’ny harambato Naye. Ireo sary roa teo aloha no natambatra [1>> + 2>>] efa nilatsaka any ny oram-panala taorian’ny nakana io sary io [2045 m].

[FR] Depuis le Rocher de Naye [2045 m],  vue Panoramique vers le Sud et l’Ouest. Constitué de l’assemblage des deux précédents panoramas [1>> + 2>>] depuis cette photo la neige est déjà tombé dans la région [2045 m].

[ENG] From the Rock of Naye [2045 m] Panoramic view to the South and the West. Made up of the assembly of the two previous views [1>> + 2>>] since these photos the snow has already fallen on these peaks [2045 m].

© Tomavana | Rocher de Naye
zoom >>

About these ads

4 commentaires sur “Rocher de Naye | Panorama”

  1. Ary tsy maty afo mihitsy ‘zareo etsy ambany avaratra zany a hihihi.
    Efa tatsy no nanetroka be ny afo kitay … dia izao mbola manetroka foana hihihi

    vazivazy e!
    Misaotra Tomavana a :).

  2. Somary be velarana loatra ity tambantsary iray ity ka nisalasala ihany aho … fa ny fahatairanao tamin’ireo biskileta izay nisolo toerana ireo "sarina paradisa" no isan’ny nanosika ahy hametraka azy ;) Ianao no isaorana

  3. zah manko mbô gaga :). Sary ohatra izao kosa ve tsy aleo aseho manontolo :). Izaho dia mpanao ohatra anao mihitsy : rehefa misy sary tsara azoko izay dia sahiran-tsaina mihitsy aho amin’ny fametrahana azy eto amin’ny aterineto :
    - raha hakelezina … tsy ho hita tsara ny hakanton’izy manontolo mitambatra :).
    - raha avela amin’izao : ho ela vao hipoitra rehefa hojeren’ny olona, ary hanimba endrika ny blaogy satria hihoatra ny toerana tokony hisy azy.
    - raha alehibiazina ny ampahany … tsy ho hita ny ampahany hafa izay tena tsara be koa.

    Farany moa dia indray apetraka daholo ihany hihihi.

  4. Tena fahasahiranana mpahazo ny samy mpiblaogy e ;)


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

Suivre

Recevez les nouvelles publications par mail.

Joignez-vous à 39 followers

%d bloggers like this: