Aorian’ny orana | Après la pluie | When rain stops

Tsy mbola lanitra mangamanga … anefa rehefa mitsahatra ny orana ka misinda ireo zavona dia tendrombohitra Salève mirakotra akanjo fotsin’ny oram-panala no mivelatra eo ambany maso [1210 m]. Amin’ny tapany ambanin’ny vohitra izay nivela ho matroka, dia hita fa efa niepo ho ranon’orana ireo oram-panala.
Amin’ny lafiny ankavia, ireo trano mijoalajoalan’ny Carouge.

[FR] Pas encore le ciel bleu … mais l’arrêt de la pluie et la dissipation du brouillard, dévoile un manteau blanc de neige qui recouvre le sommet du Salève [1210 m]. On voit que la neige s’est transformée en pluie sur la partie inférieur de la montagne, qui est sombre.
Sur la gauche, les tours de Carouge.

[ENG] Not the blue sky yet … but the end of the rain and the fog’s dissipation, unveils a white blanket of snow that covers the top of Salève [1210 m]. We could see that the snow turned into rain on the lower part of the mountain, which remained bleak.
On the left the towers of Carouge.

© Tomavana | Salève | Genève
zoom >>

5 commentaires sur “Aorian’ny orana | Après la pluie | When rain stops”

  1. […] sady manjombona ny andro ankehitriny. Efa latsaka iva dia iva ny oram-panala [< 800m] […]

  2. tsy hita izy ity ry tomavana a! mivadibadika ty andro toy ny andro ririnina hoy ny fitenenanana izay, mahatsiaro tokoa ny fahavaratra any amin’ny tanana, efa miandry izao ny voankazo toy ny manga ary ny ledchi…

  3. Dia tena misaotra Tomavana fa dia entinao mamangy tanàna mihitsy zahay!
    Mampanembonambona izany any aminareo zany. Azoko an-tsaina ery ‘zany hoe « any Genève, any an-tanin’olona izany hihihi ».

    Na ny aty @ misy ahy aza zao dia manerika foana. tena ‘zao vao tena tsarotsaroana ny hafanan’i Madagasikara : ny hafanan’ny andro, sy ny hafanan’ny fiaraha-monina. mamy anie ‘zany.

  4. Mety misy fahamarinany ihany itony « Luminothérapie » itony … tena marina ny soso-kevitrareo … raha izaho koa dia aleoko lavitra tonga dia mioty hazavana any am-potony … any amintsika izao no be masoandro … amin’izay koa fotoan’ny voankazo mihitsy izao … ny fiaraha-monina moa dia tsy lazaina intsony😀 alefa ihany aloha ny eritreritra

  5. […] Tomavana | Tour TV Salève | Genève panorama le Salève >> […]


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :