Ny orana | La pluie | The rain

Moran-dava sady manjombona ny andro ankehitriny. Efa latsaka iva dia iva ny oram-panala [< 800m] |

Le temps est très pluvieux et gris ces jours-ci. L’altitude des chutes de neige ne cesse de baisser [< 800 m] |

The weather is very wet and gray these days. The snow continues to fall lower [< 800 m] |

© tomavana |
[Stade de Genève, Geneva Stadium]

4 commentaires sur “Ny orana | La pluie | The rain”

  1. Manahoana e, aza kivy amin’ilay toetr’andro. Ny zavatra tsaroako t@ izaho nanao vacances taty Genève tamin’ny été 2001 dia:
    – ilay train kely ery amoron’ny Lac Léman
    – ilay toboggan ngezabe tao amin’ny zaridainan’i Meyrin
    – ilay ville en miniparc (tsy tadidiko hoe taiza ilay tanàna fa nandalo an’i Evian izahay)
    – ilay Lac Leman ngezabe hoe io no mi-alimenter ny tokatrano
    – ilay banque suisse malaza
    – tena carré be ry zareo amin’ny circulation tsy toy ny aty France
    – … sns … bdb ihany kay ilay souvenirs ka tsy ho voatanisako eto daholo🙂

  2. Tena tompon-tany mihitsy ianao !

    Tongasoa ary misaotra amin’ny famangiana ary samià mahery daholo isika fa ny ririnina tsy maintsy ho lasa … hosoloin’ny lohataona😉

  3. […] mitsahatra ny orana ka misinda ireo zavona dia tendrombohitra Salève mirakotra akanjo fotsin’ny oram-panala no […]


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :