Bisikleta | Vélos | Bicycles | Genève

Tokotany anaty hodidinin-trano, valam-Bisikleta |

Cour intérieur, enclos à vélos |

Bicycles parked in an inner courtyard |

© tomavana |
[quartier de Plainpalais, Genève]

6 commentaires sur “Bisikleta | Vélos | Bicycles | Genève”

  1. hihihihi
    Hafa ndray ity « valam-bisikileta » ‘ko🙂 . Tsy ny sary akory no mampihomehy ahy fa ilay sary miovaova be : avy amin’ny sarina paradisa omaly, dia mandalo @ sarim-balam-bisikileta. Izay tokoa no tena hoe : famoahana ny zava-misy, fa tsy voatery izay zavatra miavaka ihany, na koa ny fety be ihany. Tena mety mihitsy e!

    Misaotra mizara fa ankafizinay foana Tomavana a!

  2. Na dia izany aza, mialatsiny raha somary nanaitra anao ny fifangarihan’izato izy … Tantely amam-bahona tokoa ny fiainana😉

  3. Toy ny mahazatra mahafinaritra ny mijery ireo sary avoakanao.
    Ary misy tendance mihintsy angamba ilay maka sary vélos an ralaivaohita.info >>

  4. Tongasoa eto ianao ry saveoursmile😀

    Manodidina ny taona 1990 tany ho any, ny fandroson’ny varotra VTT no niantombohan’ny fiverenan’ny hasin’ny Bisikleta indray aty Eôrôpa. Zava-misy tsy azo idifiana ankehitriny ny fampiasana azy ao an-tanàna ka zary anamboarana làlana manokana ho azy mihitsy mba ho fiarovana ireo mpampiasa Bisikleta toa anay … tsy ho lasibatr’ireo fiarakodia😦 Mirongatra koa anefa ireo halatra madinidinika lasely, kodiarana sns … ka zary malina raha tsy te hiafara … an-tongotra ny dia😉

    Misaotra amin’ny rohy fa tsara ireo sary

  5. hihihi!
    Hay kay samy isika tia bisikleta ireto ‘ko. Fitaovana tsara tokoa izy io :
    – ny làlana vita haingana,
    – ny fanatanjahantena vita,
    – ny vola mijanona ao am-paosy fa tsy lany karbirà (solika hihihi).

  6. Tena marina, fa ny làlana ho vita haingana … moa ny fahafinaretana ho azo😉

    Ilay oram-panala fotsiny no tsininy kely, hay tena mety malama toy ny tany r’ise ny tara a misy ranomandry a !


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :