Antsam-panahy | Concert de chorales chrétienne | Concert of Christian choirs | Troinex, Genève

Par : tomavana

Oct 11

Tags:, , , , , , , , , , , , , , , , ,

Catégorie: fampisehoana, fanohanana, fivavahana, sary, Valihan’i Jehovah

6 Commentaires

Ouverture :f/4.5
Focale :29mm
ISO :1600
Shutter:1/60 sec.
Appareil photo :Canon EOS 450D

Indro sary nalaina nandritra ny antsam-panahy notanterahina io Asabotsy hariva io tany Troinex, Genève. Hipoka ny efitrano nivoriana ary na dia Malagasy aza ny ankamaroan’ireo mpihira dia ny antokom-pihira Valihan’i Jehovah ihany no nanatanteraka amin’ny teny Malagasy manontolo ireo anjara hira notanterahiny.
Ireo antoko mpihira hafa nandray anjara dia ny chœur de l’amitié [fiaraham-peon’ny firahilahiana], chorale du Salève, Fiderana ary Zaram-pifaliana.

[FR] Voici une photo tiré du concert de chorale qui a eu lieu ce samedi soir à Troinex, Genève. La salle était comble et bien que la majorité des membres des 5 chorales étaient à majorité malgache, la chorale Valihan’i Jehovah qui est en image est la seule a exclusivement chanter en Malagasy.
Les autres chorales étaient: chœur de l’amitié, chorale du Salève, Fiderana et Zaram-pifaliana.

[ENG] This photo was taken during the concert of choir which took place this Saturday evening in Troinex, Geneva. The room was filled and although the majority of the members of the 5 choirs were with majority Malagasy, the choir Valihan’i Jehovah which is image is the only one to sing exclusively in Malagasy.
Other choirs were : chœur de l’amitié [chorus of friendship], the choir of Salève, Fiderana and Zaram-pifaliana.

© tomavana | Valihan’i Jehovah |
[Troinex, Genève, 11.10.2008]

[Chorale Fiderana >>]

6 commentaires sur “Antsam-panahy | Concert de chorales chrétienne | Concert of Christian choirs | Troinex, Genève”

  1. Merci Tomavana. Mankasitraka e.

    mm

  2. Tsy misy fisaorana … fakan-tsari-pikan-tsokina, fakan-tsari-pikan-boalavo, ka izay kely ananana no apikapika … etsy sy eroa😉 … ary marina fa sakamalao sy havozo ka samy manana izay hanitra ho azy ireo antokom-pihira 5 … saingy mbola hafa kely ihany ilay « bà gasy » arak’ilay notsindrian’ilay mpanolotra tamin’ny teny fisaorany nataony iny.

  3. mmhh dia olona 2 monja no haiko ao e!!!! bizz nareo e!

  4. za ary tsy mahafantatra an’iza an’iaza koa lol lol lol

    your blog is so cool 8)

  5. @ Sipagasy : tsy aleo ve mahanao gorisa-gorisa amin’ity taona ity e ? Dia amin’izay mitombo ny isan’ny olona fantatrao😉 fa mba efa ela loatra izay tsy nihaonana izay

  6. Oadray tsy olana izany fa lazao ahy hoe iza amin’izy ireo no mba ohatry ny tianao ho fantarina … dia ampitaiko tsotra fotsiny ny hafatra😉
    🙂 Misaotra amin’ny fandrisihina


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :