Zavona maraina | Brume matinale | Morning mist | Genève

Alatsinainy maraina, indro sarin’ny marainanay manjavonjavona nalaina androany, ahafahanareo mahatakatra ny fifaliana nahafahana nanatrika ny korana notanterahin’ny Antokom-pihira Malagasy STL tany Lausanne, omaly tolakandro >>
Mbola mamiratra ato an-tsaiko izato « Masoandro hariva ka mena fify » |

[FR] Ce lundi, cette image prise ce matin même, illustrant notre quotidien fait de grisaille matinale pour vous aider à comprendre la mesure du plaisir d’avoir pu participer à la fête concocté par la chorale malgache STL à Lausanne, hier après-midi >>
Ce « Soleil couchant aux joues écarlates » brille encore dans ma mémoire |

[ENG] This Monday, I took this morning an image of our daily morning greyness to help you to get the measure of the pleasure to have been able to take part in the party organised by the STL Malagasy choir at Lausanne, yesterday afternoon >>
That « Scarlet cheeks Sunset » is still shining in my memory |

© tomavana | 29.09.2008 – 08:30 h
[avenue des Communes-Réunies,
Grand-Lancy, Genève]

6 commentaires sur “Zavona maraina | Brume matinale | Morning mist | Genève”

  1. […] Mba hanoherana ny andro manoombona sy mangatsiaka izay efa miverina sahady, dia manasa anao amin’ny tolakandrom-pifaliana ny Antokom-pihira Malagasy STL >> hiara mankalaza aminy ireo haren’ny nosintsika Madagasikara [zava-kanto, hai-nahandro, artistika, fiaraha-monina …], izany dia hotanterahina ny Alahady 28 Septambra 2008 amin’ny 16:00 ora tolak’andro, ao amin’ny Salle paroissiale de Saint-Marc [chemin de Renens 12c | Vidim-pidirana 10 CHF / 7 €| Filankevitra sy toro-làlana +41 78 836 37 51 | +41 78 685 89 20] […]

  2. tss itoviana ilay zavona maraina e!!, efa ho avy ny hatsiaka io, @ izao moa rehefa mitondra fiara maraina aho dia efa mampiasa ‘gants’ ntanana kouhhh bbbrrrr

  3. Atao akory fa fahoriana iombonana😉 tsy ho ela intsony dia hivadika mena ny ankamaroan’ireo ravin-kazo alohan’ny hilatsahany handrakotra ny tany

  4. zavombe marina izy ity.
    somary takona koa ny masoandro amin’ny hariva, efa mampanantona sahady ny hatsiaka sy ny rivo-pararano (vent d’automne).

  5. Hilatsaka 10°C ny mari-katsiaka amin’ny faran’ny herinandro ho avy io 10°C izany raha misy dia misy😦

  6. […] [Zavona maraina | Brume matinale | Morning mist >>] […]


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :