Maimaim-poana | Gratuit | Free | Soatanàna

Par : tomavana

Sep 23

Tags:, , , , , , , , , , , ,

Catégorie: fivavahana, sary

7 Commentaires

Ouverture :f/6.7
ISO :50
Shutter:1/280 sec.
Appareil photo :5MP-9M2


Tamin’ny taona 1895, tao ambany fitarihan’i « Dada » Rainisoalambo no niorenan’ny tobim-pifohazana Kristiana voalohany tao Soatanàna. Tsahivina fa maimaim-poana ny fampiantranoana sy ny sakafo any Soatanàna. Zaraina amin’ireo mponina any ireo « vahiny » ary dia mamboly vary hitsinjovana ny « 17 Septambra » izay isan-taonan’ny Fifohazana Soatanàna koa ny toby. Nohon’ny hamaroan’ireo mpivory ankehitriny dia manomboka mipoipoitra any an-toerana koa ny fivarotana entam-barotra mitondra ny soratra Toby Lehibe Soatanàna.

[FR] En 1895, c’est sous la direction de « Dada » Rainisoalambo que Soatanàna devient le premier camp de réveil spirituel de Madagascar. Le séjour  des pélerins sont prises en charge gratuitement par Soatanàna, nul besoin de payer pour le logis et les couverts. Les « invités » sont répartis chez les habitants et le Camp de réveil cultive du riz en abondance en prévision de la réunion annuelle du « 17 septembre ». Rançon du succès, la vente de produit dérivé aussi commence à fleurir ci et là, ici en image des stands de bob imprimé au souvenir de la réunion annuelle de Soatanàna.

[ENG] In 1895, under the direction of « Dada » Rainisoalambo that Soatanàna becomes the first Spiritual Revival Camp of Madagascar. The stay of pilgrims are entirely supported by Soatanàna, no need to pay for the home nor lunchs. The « guests » are divided among residents and the Revival Camp grows rice in abundance in anticipation of the annual meeting on « September 17 ». Due to it success, also merchandising of the annual meeting in Soatanàna begins to bloom here and there.

© tomavana | Soatanàna 17.09.2007 |

7 commentaires sur “Maimaim-poana | Gratuit | Free | Soatanàna”

  1. misaotra eh hay efa misy sary ny soatanana ,misaotra tompoko

  2. Tsy misy fisaorana fa mankafizà satria « izay hitako ihany no asehoko anao »

  3. hay !!! ao an-tsena io sary io. Rehefa mirava ny fotom-pivavahana dia mividy mofo kely hangalana ny hanoanana izahay .

  4. Hay ppg kay efa tany Soatanàna, ao akaikin’ny trano firaketana io fa tsy ao an-tsena kah.

  5. … Mamojy toby Soatanana ny Antokom-pihira nisy anay isaky ny 17 septambra.
    Nisy mambra tao aminay lasa nifindra monina tany Soatanana taty aoriana ka lasa izy nampiantrano isaky ny mandalo izahay taty aoriana.

  6. Hay ianareo izany tena tompon-tany … koa izaho indray ity no miteny laingo eto imason’ny vary😉

  7. misaotra betsaka tomavana !!!:-)


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :