Zavona | Brouillard | Fog | Simplon

Simplon, sambo mandeha amin’ny alalan’ny etona sy kodiarana amin’ny sisiny roa mandao an’i Bouveret |

[FR] Le Simplon, un navire « belle-époque » à vapeur et roues à aubes quittant le Bouveret |

[ENG] The Simplon, a Paddle Wheel Steam-ship « belle-époque » leaving Bouveret |

© tomavana |
[Bouveret, CH]

Publicités

6 réflexions sur “Zavona | Brouillard | Fog | Simplon

  1. Tsy ratsy koa rehefa mandeha ao anatiny 😀 mahita ny atin’ny milina manodina azy sy ny fidrodrodrodrony ary ny feon’antsiva isak’izay mifanena amin’ny sambo hafa 😀

  2. hatrizay ela izay, hay nisy fiovana nahafinaritra be moa teto,
    Voaraikitra indray mifaoka ny hita rehetra ao anatin’ny sary, voazava amin’ny fehezanteny fohy ny tian-kambara …ka moa va tsy faly sy afa_po ny mpitsidika

    Mazotoa e… tsara be !

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s