Manara-maso anao ny rindrina | Les murs vous observent | The wall is watching You | JR #Genève

Fampiratiana sary mijoalajoala haitaosarin’ilay kalaza fantatra amin’ny anaram-bosotra hoe « JR » teto Genève |

[FR] Exposition de portraits en très grand format à Genève, une œuvre du photographe connu sous les initiales « JR » |

[ENG] Exhibition of portraits in a very large format in Genève, an artwork of photographer known by the initials « JR » |

© tomavana | JR sur les murs du Grütli |
[rue du Général-Dufour 16, Genève]

JR | jr-art.net >> |
‘JR’ – en FR wiki.org >> | ‘JR’ – in ENG wiki.org >> |
Maison des arts du Grütli >> ]

10 commentaires sur “Manara-maso anao ny rindrina | Les murs vous observent | The wall is watching You | JR #Genève”

  1. Elaela aho tsy nijery an’ity blaogy ‘ty. Kay lasa misy sarisary betsaka ato ‘zao🙂. Misaotra Tomavana a!

  2. Tsy misy fisaorana fa izaho no faly mandray anao eto sy mankasitraka amin’ny famporisihina😀

  3. salut tomavana,
    Elaela aho tsy nijery ty blaogy nao ty, miova be, tsara e!tany zeneva tany aho anio fa nareo toa be prog daholo,
    Rahampitso amin’ny grillade any vidy mifankahita e!
    Mandra-pihaona ary.

  4. Tena izao vao nahavaly anao😉 nahafinaritra ilay grillade na dia kotsan’ny orana sy avandra aza rehefa nody

  5. hhmmm rindrina manana sofina izany sisa hihihihi

  6. Shhht efa hoe ataovy mangingina ihany hoy aho fa aza miteny mafy loatra !

    Elaela indray izany ry sipagasy a😀

  7. Mila moto fa tara bus « Ankehitriny na ny ridrina aza manana maso » fa tsy sofina intsony … haha

  8. Aoka hazava fa na dia sitrako aza, dia tsy ahy velively io Vespa mena midorehitra io😉 fa kisendrasendra fotsiny

  9. aho @face book ranga misy fikambanana ankiroa ny iray FIFOHAZANA sy FIHANGONANA FIFOHAZANA tsy oleo ve hany isika rehetra @ zay mifakahita isika zanaka fifohazana rehetra aza fady fa lavitra ny aty ivelany izany

  10. Misaotra amin’ny tsidika arahin-kafatra ry Mahandrinirina Daniel🙂 Misaotra koa amin’ny fanasana fa tsy mbola anisan’ny FaceBook ny tena, fa raha vao tapa-kevitra dia tsy maintsy mihaona any ihany.


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :