Saina | Drapeaux | Flags | euro 2008

Madiva hotapitra ny andron’ireo saina UEFA aty Genève |

[FR] Les derniers jours des drapeaux UEFA à Genève |

[ENG] The last days of UEFA flags in Geneva |

© tomavana | euro 2008 |
[pont du Mont-Blanc, Genève]

4 commentaires sur “Saina | Drapeaux | Flags | euro 2008”

  1. blague vaseuse…: tena misy saina mihitsiny ny olona any siosa!

  2. tapaka foana ny aterineto mivoaka aty ivelany nandritra ny hateloana zay! zara raha mahasokatra google!

    kaenefa fety ny aterineto hn izao!lol

    ie tsy hitahita akory dia tapitra ny fety sy ny euro e!

    fa ny sary kosa aloa tena raitra daholo e

  3. @ Jo atao akory fa izany no teny gasy koh ! Fa resaka resaka fa tany tsy misy harena firy ho katsahina aty Soisa sady izay ireo tendrombohitra mijoalajoala, ary mpikarama an’ady no fanaon-dry zareo taloha satria tena tany mahantra … fa tena misy saina tokoa satria nahay namadika tany mena ho fidiram-bola

  4. @ news dia arahabaina izany tafaverina soa aman-tsara


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :