Fetin’ny Fahaleovantena | Fête de l’Indépendance | Independence Day | euro 2008

Par : tomavana

Juin 26

Tags:, , , , , , , , , , , , , , , , , , , , , ,

Catégorie: sary

6 Commentaires

Ouverture :f/13
Focale :35mm
ISO :400
Shutter:1/250 sec.
Appareil photo :Canon EOS 450D

Herinandro taty aoriana dia mbola tsy niova fa ilay sainam-pirenena vasoka, malahelo sy mihorongorona ihany no mbola mandravaka ny Masoivohon’i Madagasikara aty Soisa, androany 26 Jona … Mirary fankalazana finaritra ny fetin’ny fahaleovantenan’i Madagasikara hoan’ny tsirairay |

[FR] Une semaine plus tard, le drapeau de la Représentation de Madagascar en Suisse affiche toujours le même visage délavé, triste et brouillon, en ce jour du 26 juin … Bonne célébration de fête de l’indépendance de Madagascar à tous |

[ENG] A week later, the flag of the Representation of Madagascar in Switzerland still shows the same bleached, sad and wrapped face, today June 26 … Wish a festive celebration of Madagascar’s independence day to you all |

© tomavana | euro 2008 |
[avenue de Riant-Parc 32, Genève]
28.06.2008 – 18:00 : Fetin’ny Fahaleovantena aty Geneva | Fête de l’Indépendance à Genève | Independence Day celebration in Geneva >>

Sary tamin’ny herinandro lasa | Photo de la semaine passée | Picture taken last week >>

Masoivohon’i Madagasikara aty Soisa | Représentation de Madagascar en Suisse |
Representation of Madagascar in Switzerland >>

6 commentaires sur “Fetin’ny Fahaleovantena | Fête de l’Indépendance | Independence Day | euro 2008”

  1. Bonne fête Tomavana !

  2. Merci Vola, bonne fête à toi aussi !

  3. Tratry ny asaramanitra Tomavana a !

    Io ve izany ny masoivohon’i madagasikara any ? (Ilay trano ?

  4. Io tokoa no isan’ny sombin-tanintsika Malagasy aty … fa aleo asiako sary indray mitambatra fa ampahany fotsiny io😉 Samy ho tratry ny ho avy pissoa

  5. […] Amin’izao fiadiana izay ho tompon-daka eran-tany amin’ny baolina kitra izao dia niverina any an-tanana koa ireo saianm-pirenena samihafa. Sendra nandalo tany amin’ny masoivohontsika eto Genève aho dia tsy naharitra fa mizara aminareo ny sainantsika izay tsy ambaka velively amin’ny hafa (raha oharina amin’ny roa taona lasa izay 19.06.2008 sy 26.06.2008) […]


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :