Raràna | Interdits | Prohibited | euro 2008

Lisitr’ireo zavatra voarara alohan’ny hidirana ao amin’ny kianja filalaovana |

[FR] Rappel de la longue liste des interdits affichée à l’entrée du stade |

[ENG] Ban-list reminder displayed in the entrance of the stadium |

© tomavana | euro 2008 |
[Stade de Genève, Geneva Stadium]

4 commentaires sur “Raràna | Interdits | Prohibited | euro 2008”

  1. Misy elo ve izy izany ?!

  2. Eny, toa hoe izay fitaovana rehetra mety mapidi-doza rehefa raikitra ny fifanjevoana no voaràra😉 ka tafiditra ao ny elo sy ny aroloha.

    Misy toerana efa natokana azo ametrahana ireny alohan’ny idirana ao amin’ny kianja … ary averina amin’ny tompony kosa rehefa mirava ny korana.

  3. Tena mihoatra ny mety mihitsy ny fitandroana filaminana izany !

  4. Nilamina tsy nisy hokianina raha ny lafiny fitandroam-pahalemana taty raha ny fanambaran’i Michel Platini, filohan’ny UEFA.

    Na dia natahorana aza ny hiavian’ireo hooligans isam-pirenena dia afaka niara-namonjy fety ireo mpianakavy. Ny andro koa ratsiratsy tamin’ny fihodinana voalohany hany ka tsy dia nisy nitobahan’ny zava-pisotro maha-mamo loatra angaha😉


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :