Torkìa | Turquie | Turkey | Türkiye | euro 2008


Eo am-piandrasana ny fidirana ao amin’ny kianja |

[FR] Dans l’attente d’accéder au stade |

[ENG] While waiting to access the stadium |

© tomavana | euro 2008 |
[Bachet de Pesay, Genève]

Publicités

3 réflexions sur “Torkìa | Turquie | Turkey | Türkiye | euro 2008

  1. zao indray vao afaka nanoratra fambola misamaritaka @ tsy fahazoana ny sary mivantana avy aty soisa sy aotrisa e!
    mila mba avoaka à global voice mihitsy ra azo atao ny fanjakazakana ataon’ireo mpanambola tompon’ny afnex satria toa tena lasany daholo ny fahazon-dalana hivarotra ny sary h@ 2010 ao anatiny izany ny can 2010 sy ny mondial 2010!
    efa may volotratra daholo ato ny mpanaram-baovao rehetra tsy te hahita ny tohiny!

    milay daholo ny sary rehetra e

  2. Mampalahelo tokoa aloha raha mbola sava ranon’andon’ny CAN sy ny Mondial tokoa izao e 😦

    P.S: efa tafita ny hafatra : « Madagasikara : Nahoana i Afrika no tsy mba avela hijery ny fiadiana izay ho tompon-dakan’i Eorôpa amin’ny baolina kitra UEFA ? » mg.globalvoicesonline.org >>

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s