Peta-drindrina mijoalajoala | Affiche géante | XXL Poster | euro 2008

Par : tomavana

Juin 7

Tags:, , , , , , , , , , , , , , , , , , , , , ,

Catégorie: sary

4 Commentaires

Ouverture :f/2.8
ISO :50
Shutter:1/140 sec.
Appareil photo :5MP-9M2

Peta-drindrina mijoalajoala mandrakotra tanteraka ny ilan’ny tranobe iray |

[FR] Affiche géante recouvrant intégralement la façade d’un immeuble |

[ENG] XXL Poster covering the entire face of a building |

© tomavana | euro 2008 |
[route des Accacias 78-82, Genève]

4 commentaires sur “Peta-drindrina mijoalajoala | Affiche géante | XXL Poster | euro 2008”

  1. Manakarena ny injet raha aty dago no misy sahalan’izao!lol
    Miova isaky ny adiny firy ny sary eto kay?

  2. Mialatsiny fa lasa isaky ny 12 ora indray izy ity amin’izao fanombohany izao😉 nisy sary vitsivitsy teto an-tanàna

  3. tiako be ilay fiteny hoe peta-drindrina mijoalajoala🙂

    Hono oa, mascottes ve ireo olona roa ireo?

  4. « Mascottes » tokoa ireo, roa satria iarahan’i Soisa sy i Aotrisy mampiantrano ny Eorô-kitra tamin’ity indray mitoraka ity ary i Trix [kilaoty mena, kiraro sy akanjo fotsy laharana faha-20] sy i Flix [kilaoty fotsy, kiraro sy akanjo mena laharana faha-08] no anaran’zy ireo >>


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :