08|05|30 – Alim-piangonana | La nuit des églises [Lausanne, CH]


Amin’ny Zoma 30 May 2008 no hankalazana voalohany aty Lausanne ny Alim-piangonana [nuit des églises >>], izay karazana hetsika sahala amin’ilay Alim-bavaka iraisam-pirenena notanterahina tany Genève tamin’ny taona 2007 ihany fa naka endrika hafa. Fiangonana 40 no indray hisokatra any Lausanne mandritra izany alina izany ary hetsika maro samihafa azo isafidianana no anasana na fanatrehan’ny besinimaro handià ny tokonam-baravaran’ireo fiangonana : fivavahana, mozika, hosodoko, dihy, hira hatsikana, sns …

Ny anjara fanentanana Malagasy ao ambany fitarihan’ny Sampana Tanora Lausanne [STL] izay antokom-pihira ao anivon’ny fiangonana iraisam-pinoana Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina, [FKMSM], dia :

– ao amin’ny la Bourdonnette, amin’ny 20:00 ora ka hatramin’ny 20:15 ora alina [fotoana eo amin’ny arrêt metro TSOL « la Bourdonette » | Musiques d’ailleurs, dieny 18:00 ora, Centre œcuménique de la Bourdonnette >>], avy eo dia miara-mizotra …

– any amin’ny fiangonana La Sallaz, amin’ny 21:15 ora ka hatramin’ny 21:30 ora alina [fotoana eny an-toerana dieny amin’ny 20:45 ora alina]

– mbola ao amin’ny fiangonana La Sallaz ihany, amin’ny 22:45 ora ka hatramin’ny 23:00 ora alina [Aux rythmes de l’Afrique, Festival de chorales africaines, dieny 19:00 ora -> 01:00 ora, La Sallaz >>].

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :