Ny toerana fandraisam-bahiny | Taizé GC02

Raha miampita ny arabe dia toy izao kosa ny endriky ny fiangonana Protestanta Plan-les-Ouates [laharana GC02] ivelany sy anatiny eo am-pandraisana ireo zatovo maro hanatrika ny fihaonam-be Ekomenika Kristiana faha-30 karakarain’ny Taizé manomboka androany Zoma 28 Desambra 2007 eto Genève [30e Rencontre Européenne de Taizé à Genève].

Ny alitara io a io, ary araky ny hitantsika dia nesorina avokoa ny dabilio fa nosoloana ‘tapis’ araka ny fomba fanaon’ny Taizé. Voalohany, maro kokoa ny olona afaka miditra ao am-piangonana, faharoa ‘relax’ mandritra ny fivoriana fa izay te hijoro dia mijoro, ary izay te hipetraka dia mipetraka … amin’ny tany.

Na dia izany aza, dia misy dabilio manodidina vitsy ihany hoan’ireo be antitra izay hanatrika ny fotoam-pivavahana amin’ny Alahady 30 Desambra 2007 izay hatao isam-paritra.

Satria maro ny olona dia am-piangonana no apetraka ny entana vao mivadika ao amin’ny efitrano vadim-piangonana amin’ny fisoratana anarana sy sakafo vatsy maivana ary fiandrasana izay mpampiantrano hitarika.

[blog de taizé à Genève – taizegeneve.blog.tdg.ch>>]

[paroisse protestante de Plan-les-Ouates – protestant.ch/direct/plo >>]

Un commentaire sur “Ny toerana fandraisam-bahiny | Taizé GC02”

  1. […] antsika arak’ity sary iray ity anefa fomba fijery roa samihafa [mpanokantena nanatrika ny fivoriambe Taizé teto Genève tamin’ny faran’ny taona]. Arak’ity tonom-bavaka fahita […]


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :