07|12|25 – Fankalazana Krismasy iraisam-pinoana Malagasy [Genève, CH]

Ny Krismasy iraisam-pinoana hoan’ny Malagasy eto Soisa sy ny manodidina dia hankalazaina ny Talata 25 Desambra 2007, ao amin’ny fiangonana protestanta Servette [avenue Wendt 55, Genève] ao ambany fikarakaran’ny FKMSM [Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina] :
– amin’ny 12:00 ora atoandro, sakafom-pihavanana [samy mitondra ny sahaza, anefa ampy ifanjarana izay sakafo ao hoan’ireo tsy niomana],
– amin’ny 15:00 ora tolakandro, fotoam-pivavahana iraisam-pinoana ambany fitarihan’ny môpera Malagasy izay hanao ny hômelia [toriteny] sy mpitandrina Malagasy izay hanatanteraka ny fandraisana ny fanasan’ny Tompo [Eokaristia], marihina ny fandraisan’ireo antokom-pihira Malagasy Valihan’i Jehovah sy Sampana Tanora Lausanne [STL] anjara,
– mifarana amin’ny firavoravoana ‘bûches de noël’ sy fizarana vatomamy izay ravahan’ireo hira sy tsianjerin’ny ankizy ny fotoana.

2 commentaires sur “07|12|25 – Fankalazana Krismasy iraisam-pinoana Malagasy [Genève, CH]”

  1. Mirary fetin’ny faran’ny taona sambatra ho an’i Tomavana i Harinjaka

  2. Misaotra amin’ny firariantsoa dia maniry soa sy fahombiazana amin’izay atao rehetra … eo anivon’ny fahasalamana hatrany ho anao sy ny ankohonanao.


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :