07|12|01 – K.O.L.O any amin’ny « L’Etage » [Genève]

Amin’izao ankatoky ny hivoahan’ny raki-kirany CD voalohany izao, ny tarika KOLO izay nanova ny fanoratra ny anarany ho K.O.L.O [Kingdom Of Lord Owl] na Fanjakan’ny Vorondolo Tompo, dia hanao fampisehoana ao amin’ny « L’Etage » [Artamis B5, quai du Rhône 14, Genève] ny Asabotsy 1 Desambra 2007, amin’ny 22:00 ora alina, misokatra dieny amin’ny 21:00 ora ny varavarana.

Mirary 10.- CHF ny vidim-pidirana, satria ny Artamis dia isan’ny squat >> malaza amin’ny fivoizana zava-kanto « ambanin’ny tany » [underground] hoan’ny tanora eto Genève [mazava ho azy fa tsy misy famandrihan-toerana fa izay tonga aloha ihany no aloha].

[tranokalan’ny tarika KOLO – kolo-music.net >>]

[KOLO amin’ny myspace – myspace.com/kolomusic >>]

[L’Etage – letage.ch >>]

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :