07|11|30 – 12|01 – Malagasy All Stars [Berne]

Izy telo mirahalahy eo amin’ny sary io dia i Justin Vali [Amponga] sy i Régis Gizavo [Angorodrao] ary i Fenoamby [Kabôsy] ampian’i Dama sy Erick Manana no mivondrona amin’ny fivoizana ny fampisehoana « Malagasy All Stars » izay hanatanteraka andian-drindran-kira vakoka Malagasy aty Soisa [Suisse] izay haharitra hatramin’ny 7 Desambra 2007.

Ho fanokafana izany andian-drindran-kira izany ny fampisehoana roa hatao any Berne ny Zoma 30 Novambra 2007 sy ny Asabotsy 1 Desambra 2007, any amin’ny « La Cappella » [Allmendstrasse 24, Breitenrain, Berne] amin’ny 20:00 ora alina, misokatra dieny amin’ny 19:15 ora ny varavarana [filankevitra +41 31 961 49 70].

Ny fampisehoana ny Asabotsy 1 Desambra 2007 dia hadikan’ny Radio DRS2 feo, ary raha vao fantatro hoe rahoviana ny fotoana handefasany izany amin’ny onjam-peo dia ampitaiko eto ihany satria misy webcast ny fandaharan’ny DRS2 >>😉

[Malagasy All Stars any Berne – musikderwelt.com >>]

Un commentaire sur “07|11|30 – 12|01 – Malagasy All Stars [Berne]”

  1. […] Handeha webcast amin’ny radio DRS2 ny Zoma 29 Febroary 2008, manomboka amin’ny 21:00 ora ka hatramin’ny 22:00 ora alina, ny dikam-peon’ny fampisehoana notanterahin’ny tarika Malagasy All Stars ny Asabotsy 1 Desambra 2007 tany Berne. […]


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :