07|11|10 – Sakafo Malagasy hanohanana ny marenina [Penthalaz, Lausanne]

Ny Asabotsy 10 Novambra 2007, manomboka amin’ny 6:30 ora hariva dia misy sakafo Malagasy [vary, laoka akoho amina kôkô, lasary voatabia, tsindrin-tsakafo hafa kely] atao any Penthalaz [Grande Salle de Penthalaz, Penthalaz, CH | Fiaran-dalamby hatrany amin’ny Garan’i Cossonay-Gare, avy eo dian-tongotra 6 min mankany Penthalaz-village].

Io dia hetsika karakarain’ny Association Mirana isan-taona ho fanohana ny marenina any Madagasikara. Hisy sarimihetsika hampahafantarana bebe kokoa ny asan’ny fikambanana any Madagasikara mandritra izany takariva izany.

Fandraisana anjara : 30.- CHF hoan’ny olon-dehibe ary 1.- CHF isan-taona hoan’ireo tanora latsaky ny 16 taona. Irina ho azo alohan’ny Asabotsy 3 Novambra 2007 ao amin’ny +41 21 861 48 58 na mirana @ mirana.org ireo famandrihana toerana.

[Sakafo fanohanana ny Association Mirana tamin’ny tana 2006 >>]

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :