Rameva iray ambony soroka | Un Dromadaire sur l’épaule


I Madagasikara no lohahevitra izay ifantohan’ny fandaharana radio « Rameva iray ambony soroka » na « Un Dromadaire sur l’épaule » mandritra ity herinandro ity ka ny tantara izay voan-dalan’ny famangian’ny mpanao gazety Soisa Didier Schmutz, mpanao gazety tsy miankina, tany Avaratry Madagasikara no hovoaboasin’i Cyril Dépraz sy i Véronique Marti amin’izany.

Isan’andro mandritra ny adin’iray, amin’ny 14:00-15:00 ora, manomboka ny Alatsinainy 24 Septambra 2007 ka hatramin’ny Zoma 28 Septambra 2007 dia hisy loha-hevitra hovoaboasana manodidina ny matoandahantsoratra hoe « Ny fitaintainan’i Madagasikara » na « Le désarroi de Madagascar »

« Un Dromadaire sur l’épaule » dia fandaharan’ny radiom-pirenena Soisa miteny frantsay RSR – la1ère [Radio Suisse Romande, la première] izay manaraka ny dian’ny mpitsidika iray ary mampahalala bebe kokoa ny mpihaino izay fombafomba iainan’ny mponina amin’izany toerana izany.

Indro apetrako etsy ambany ireo rohy hoan’ireo izay manam-paniriana ny hihaino ireo fandaharana ireo.

[L’enfer en paradis – Alatsinainy 24.09.07 >>
| Le café est mort, vive le cacao – Talata 25.09.07 >>
| Madame Yvonne, un personnage – Alarobia 26.09.07 >>
| Régis, de la médecine à la mine – Alakamisy 27.09.07 >>
| En pirogue pour le match – Zoma 28.09.07 >>]

[L’enfer en paradis – Alatsinainy 24.09.07 >>
| Le café est mort, vive le cacao – Talata 25.09.07 >>
| Madame Yvonne, un personnage – Alarobia 26.09.07 >>
| Régis, de la médecine à la mine – Alakamisy 27.09.07 >>
| En pirogue pour le match – Zoma 28.09.07 >>]

[Le désarroi de Madagascar – rsr.ch/la-1ere/un-dromadaire-sur-l-epaule >>]

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :