07|08|05 – Alaivo mora | SlowUp [Genève, CH]

Hotanterahina eto Genève amin’ny Alahady 5 Aogositra 2007 ny « alaivo mora – fitsidihana an’i Soisa amin’ny herim- batana », dikanteny malalaka ny « slowUp » [déplacements par la propre force musculaire na Human Powered Mobility HPM].

– Miainga eo amin’ny tsiriti-dranon’i Genève [jet d’eau] amin’ny 10:00 ora maraina izany ary mifarana amin’ny 16:00 ora hariva.
– Dian-tongotra, hazakazaka, bisikleta, kiraron-koriana [roller], trotinette, skate, sns.
– Làlana mirefy 26 km no atokana amin’izany ary hidiana amin’ny fiarakodia sy izay fiara rehetra mety mandeha amin’ny solika.
– Hisy fanentanana marobe momba ny serasera manaja ny tontolo iainana [mobilité douce] sy fivarotana vokatry ny tany samihafa eran’ny làlana.

Nambaran’i Crjo ny amin’ny olana aterak’ireo bisikleta marobe indray mirotsaka eny an-tanàna any Parisy amin’ny faran’ny herinandro. Raha ny eto Genève manokana, ny « slowUp » indray mandeha isan-taona dia fomba ampianarana sy anazarana ny mpitondra bisikleta ny hampiasa indray ireo làlana misy izay bodoin’ny fiara ireo andro 364 sisa.

[slowup.ch >>]

[SlowUp eto Genève – fetesdegeneve.ch >>]

[Dis-moi comment tu te déplaces et je te dirai qui tu es ! – herivelo.blogspot.com >>]

Un commentaire sur “07|08|05 – Alaivo mora | SlowUp [Genève, CH]”

  1. […] miaraka amiko ianareo fa tena sahala amin’ilay sary izay nandravahako ny lahantsoratra « Alaivo mora | SlowUp » ity sary nalain’ny mpaka sarin’ny gazety « Tribune de Genève » nandritra ny […]


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :