Miantso filaharana indray ireo voaroaka tamin’ny « squat du Rhino » [#Genève]

© Gnolu >>

Ho fitoriana ny fandroahana ny mponin’ny « squat du Rhino » [Retour des Habitants dans les Immeubles Non Occupés] izay heverin’ny « mouvement Intersquat » sy ny antoko politika « de gauche » ho fanararaotam-pahefana sy tsy ara-dalàna dia miantso ny mpanohana rehetra izy ireo hilahatra amin’ny Asabotsy 28 Jolay 2007, manomboka amin’ny 14:00 ora tolakandro miainga eo amin’ny Place-Neuve [akaikin’ny parc des Bastions, Genève].

[Communiqué de presse – indymedia.org >>]

[Nilavo-lefona andro orana ny tandroka menan’ny « squat du Rhino » >>]

[Vahoaka sesehena no nanoina ny antson’ny « squat du Rhino » >>]

[Miantso fanohanana ireo mponin’ny « squat du Rhino » >>]

[Noroahin’ny Polisy ny « squat de la Tour » >>]

3 commentaires sur “Miantso filaharana indray ireo voaroaka tamin’ny « squat du Rhino » [#Genève]”

  1. […] taloha: Miantso filaharana indray ireo voaroaka tamin’ny « squat du Rhino » >> | Nilavo-lefona andro orana ny tandroka menan’ny « squat du Rhino » >> | Vahoaka sesehena […]

  2. […] Manjombona ny hoavin’ireo « squats » eto Genève >> | Rotaka teto Genève >> | Miantso filaharana indray ireo voaroaka tamin’ny « squat du Rhino » >> | Nilavo-lefona andro orana ny tandroka menan’ny « squat du Rhino » >> | Vahoaka sesehena […]

  3. […] tsy mahomby hoan’ireo Rhino ny tananan’i Genève satria taorian’ilay squat fanta-daza amin’ny kanto tsy … dia izao no tazan’ireo mpandalo mibahana eo ampovoan’ny fandehanan’ny mpandeha […]


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :