David Haring | Mpaka sary babakoto

Sifaka mitazona voninkazo mimoza © David Haring

I David Haring dia miasa ao amin’ny « Duke Lemur Center » na DLC [Duke University Primate Center na DUPC taloha] any Durham, North Carolina [USA]. Tsahivina fa tamin’ny taona 1992, tany amin’io DLC io no nahaterahan’ny zanaka Aye-Aye voalohany ivelan’i Madagasikara.

Lian’ireo babakoto isan-karazany izay hitany isan’andro izy ka nanomboka naka sary azy ireo. Taty aorina dia afaka namangy an’i Madagasikara in-telo miantoana izy ary naka sary ireny babakoto ireny any amin’ny fonenany voajanahary.

Raha ny sary momba ny babakoto no resahina, dia isan’ny mpaka sary voapirinty [publié] be indrindra i David Haring . Marobe ireo sary nalainy izay nampiasaina handravahana fonom-boky sy gazety ary azo lazaina fa kalaza ny lehilahy.

Tsy babakoto ihany, fa misy koa ireo sary hafa [tarehy miramirana, tanàna, zava-boahary] izay nalainy tany an-tanindrazana. Ary raha izaho manokana dia mankafy ny hai-taony sy ny talentany🙂

[David Haring – haringphoto.com >>]

[Sary hafa, David Haring – dharing.zenfolio.com >>]

[Boky nandraisany anjara – madagascar-library.com >>]

[Fonom-boky sy gazety – haringphoto.com >>]

[Peta-drindrina poster – allposters.de >>]

[Duke Lemur Center – lemur.duke.edu >>]

Ranomafana © David Haring

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :